Excellency of God Church Madagascar

Excellency of God Church Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Excellency of God Church Madagascar, Christian church, Antananarivo.

❤️‍🔥​Manambara ny amin'i Jesosy Kristy sy ny tenin'Andriamanitra 📜​
Mamotsitra anjara voatendry sy manova fiainana vaovao❤️‍🔥
VONINAHITRA HO AN'I JESOSY, FANDRESENA HO ANAO,
FAHARESENA HO AN'I SATANA

Ahoana no amantarana fa misy vokany ny fiainam-bavakao na ny fiarahanao amin’ny Fanahy Masina? 🤔Vakio: Galatianina 5:22A...
27/08/2026

Ahoana no amantarana fa misy vokany ny fiainam-bavakao na ny fiarahanao amin’ny Fanahy Masina? 🤔

Vakio: Galatianina 5:22

Amokatra betsaka anieh ianao ! 🎉

26/08/2026

❗️Tandremo ❗️Ny fihetse-ponao no mety anakana ny fahasoavana tsy iditra.

Tezitra lava, maina, kizitina, mora tohana.... TSY MISY FIFALIANA.... 🫩

Izany anefa dia misy vokany avokoa eo amin’ny fandraisanao ny fahasoavana.

Andao ianatra anana fo madio sy feno fifaliana 😊

Ao arin’́ny fotoam-bavaka ny 23 Août 2026, dia hisy fizaham-pasalamana ho an’ireo mpino rehetra maimaim-poana 🤗Salama ny...
22/08/2026

Ao arin’́ny fotoam-bavaka ny 23 Août 2026, dia hisy fizaham-pasalamana ho an’ireo mpino rehetra maimaim-poana 🤗

Salama ny fanahy, salama ny vatana koa aza tara ary e!! 🤗

✅️ Toerana: Ambohijanahary Antehiroka , terminus 114

✅️ Ny fotoam-bavaka dia manomboka amin’ny 8ora maraina - 12 ora atoandro.

22/08/2026
Ho tanteraka aminao anie izany teny izany, raha mino ny herin’Andriamanitra lehibe ianao. Amin’ny Anaran’i Jesosy!Amen! ...
21/08/2026

Ho tanteraka aminao anie izany teny izany, raha mino ny herin’Andriamanitra lehibe ianao.

Amin’ny Anaran’i Jesosy!

Amen! ❤️‍🔥

Tsy fanatrehan’Andriamanitra ihany fa ahita ny tanan’Andriamanitra iasa eo amin’ny fiainanao. ✨️Katsao amin’ny fonao reh...
20/08/2026

Tsy fanatrehan’Andriamanitra ihany fa ahita ny tanan’Andriamanitra iasa eo amin’ny fiainanao. ✨️

Katsao amin’ny fonao rehetra, ny sainao rehetra, ny herinao rehetra ❣️

Ary hitahy izay manisy soa anao Aho, fa hanozona izay manozona anao; ary aminao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin...
18/08/2026

Ary hitahy izay manisy soa anao Aho, fa hanozona izay manozona anao; ary aminao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin'ny tany.
— Genesisy 12 : 3

😌 satria ianao dia zanak’Andriamanitra, taranak’i Abrahama amin’ny finoana.

🚩Amin'ny alahady no fotoanantsika, sady FETY GOAVANA io, aza adino ny 🍝LOVIA & SOTRO 🍴fa hisy sakafo mafilotra ho fankal...
14/08/2026

🚩Amin'ny alahady no fotoanantsika, sady FETY GOAVANA io, aza adino ny 🍝LOVIA & SOTRO 🍴fa hisy sakafo mafilotra ho fankalazantsika miaraka amin' ity TAPA-TAONA FAHAROA ity..... ❤️❤️❤️

❌HEY‼️Rehefa ambaran' Andriamanitra aminao ny fahotanao, AZA MANDOSITRA AZY fa MIANTSO ANAO HIVERIN' IZY, TIA ANAO JESOS...
14/08/2026

❌HEY‼️Rehefa ambaran' Andriamanitra aminao ny fahotanao, AZA MANDOSITRA AZY fa MIANTSO ANAO HIVERIN' IZY, TIA ANAO JESOSY.❤️❤️

13/08/2026

Zarao, Inona no mahatonga sakana amin’ny finoana an’Andriamanitra? 🤔
Ahoana ny atao mba amahana izany?

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Excellency of God Church Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share