XXIV Analamahitsy Fiezahana

XXIV Analamahitsy Fiezahana �Antilin'i Madagasikara�

Ho fanohanana ny lasy lehibe 2025. ⚜️Ny Antily fivondronana faha 24 Analamahitsy dia mikarakara Hiragasy :👉RAMILISON Bes...
31/05/2025

Ho fanohanana ny lasy lehibe 2025.

⚜️Ny Antily fivondronana faha 24 Analamahitsy dia mikarakara Hiragasy :

👉RAMILISON Besigara Zanany Fenoarivo sy
👉 RAZAFINDRAMANGA Berthine Zanany Ambohimanjaka

👉Ao amin'ny EKAR Fanahy Masina Analamahitsy.
🕙Sabotsy 28 jona 2025 manomboka amin'ny 10ora maraina.

🥪🍿Hisy tsakitsaky sy sakafo maro eny an-toerana.

Tongava maro !!

Rahampitso no fotoana !. ⚜️Ento ny vady aman-janaka, namana...👌😉'ndao hijery Malok' ila ✌️💯
09/05/2025

Rahampitso no fotoana !. ⚜️
Ento ny vady aman-janaka, namana...👌😉
'ndao hijery Malok' ila ✌️💯

Vidio dien'zao ny "billet" fa aza miandry  farany.3. 000 Ariary monja na ankizy na lehibe.Afaka jifaina ny "billets" isa...
23/04/2025

Vidio dien'zao ny "billet" fa aza miandry farany.
3. 000 Ariary monja na ankizy na lehibe.

Afaka jifaina ny "billets" isaky Sabotsy na Alahady, any Fanahy Masina Analamahitsy - manantona ny Antilin'i Madagasika.

Na antsohy ny: +261 348604679 na 347388176

23/04/2025

'Ndao hijery Malok' ila hiaraka ndray eh !

👉 Sabotsy 10 Mai 2025
👉 Salle d' œuvre Ekar Fanahy Masina Analamahitsy
👉 @01 Ora - @03 Ora- @05 Ora hariva

Iza no mety ? Efa afaka jifaina ny billet. 3.000 Ar monja.

Aza tara, entano ny namana.

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Paka 2025 ❤️Jesoa Kristy anie hitantana antsika  zavatra rehetra ataon'tsika sy ...
20/04/2025

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Paka 2025 ❤️
Jesoa Kristy anie hitantana antsika zavatra rehetra ataon'tsika sy izay mbola kinasa. ⛺⚜️

Dia misotroa finaritra hoan'izay nandray anjara rehetra dia mankasitraka anareo 😉

👉Afaka manao commande raha toa ka mbola t hisotro😁 (mariage, batemy, fetim-pianakaviana...)

Asa tanana Skoto ⚜️

Iza aby ary 'ireo 😅 ⚜️
04/04/2025

Iza aby ary 'ireo 😅 ⚜️

Fiainana hafa kely no ita any andasy any 🥰👌'ndao iaraka aminay ⛺
03/04/2025

Fiainana hafa kely no ita any andasy any 🥰👌

'ndao iaraka aminay ⛺

👉 Tongasoa eto  pejy Antily Analamahitsy ⚜️⛺Miaraha aminay, ary araho hatrany ny vaovao farany! 😉
03/04/2025

👉 Tongasoa eto pejy Antily Analamahitsy ⚜️⛺

Miaraha aminay, ary araho hatrany ny vaovao farany! 😉

👉🏽"Avoty ny saina, andramo ny fiainana—midira skoto!"'ndao iaraka aminay 😉👋
02/04/2025

👉🏽"Avoty ny saina, andramo ny fiainana—midira skoto!"

'ndao iaraka aminay 😉👋

Address

Ekar Fanahy Masina Analamahitsy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when XXIV Analamahitsy Fiezahana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share