Fiangonana Jesosy Mamonjy Imamba Soavimasoandro ofisialy

Fiangonana Jesosy Mamonjy Imamba Soavimasoandro ofisialy Ka na dia kely aza no niandohanao dia ho lehibe indrindra no hiafaranao. Joba 8/7

24/05/2026

Pentekosta eto Fiangonana Jesosy Mamonjy Imamba Soavimasoandro ofisialy

Mitondra ny hafatr'Andriamanitra : Rahalahy Finehasa

Raiso ny Fanahy Masina !

17/05/2026

Vavaka sy fifadian-kanina eto Fiangonana Jesosy Mamonjy Imamba Soavimasoandro ofisialy

Mitondra ny fampaherezana : Rahalahy Finehasa

10/05/2026

Toriteny anio marainan'ny Alahady 10 may 2026 eto Fiangonana Jesosy Mamonjy Imamba Soavimasoandro ofisialy

Mitondra ny hafatr'Andriamanitra : Rahalahy Johns

03/05/2026

Toriteny hariva anio Alahady 03 may 2026 eto Fiangonana Jesosy Mamonjy Imamba Soavimasoandro ofisialy

Mitondra ny hafatr'Andriamanitra : Rahalahy Ance

03/05/2026

Fivoriana anio Alahady 03 may 2026 eto Fiangonana Jesosy Mamonjy Imamba Soavimasoandro ofisialy

Mitondra ny Tenin'Andriamanitra : Rahalahy Dimisoa

Manasa anao hihaino ny Tenin'Andriamanitra ❤️

"Efa nitsangana marina tokoa ny Tompo, ka efa niseho t@ Simona." Lioka 24/34Arahabaina nahatratra ity   ity, hiseho amin...
05/04/2026

"Efa nitsangana marina tokoa ny Tompo, ka efa niseho t@ Simona." Lioka 24/34

Arahabaina nahatratra ity ity, hiseho aminao koa anie Jesosy ka hamonjy anao, hampahery, hampandresy, hitondra anao any an-danitra.

Manasa anao hiara-hivavaka aminay anio ao Fiangonana Jesosy Mamonjy Imamba Soavimasoandro ofisialy
✅ Maraina :10ora
✅Hariva : 03ora

Toriteny velona, Vavaka mahery sy hira fiderana hahatsapana ny fanatrehan'Andriamanitra no hiainanao.

Velona ho anao Jesosy Rahalahy sy Anabavy, ho fandresenao koa manasa anao zahay, ndao hanompo Azy manomboka androany.

"Fa isaorana anie Andriamanitra, izay mitondra anay mandrakariva ao am Kristy, toy ny fanaon'izay avy nandresy, ka dia a...
23/03/2026

"Fa isaorana anie Andriamanitra, izay mitondra anay mandrakariva ao am Kristy, toy ny fanaon'izay avy nandresy, ka dia ampisehoany ny hanitry ny fahalalana Azy eny tontolo eny izahay. " 2 Korintiana 2 and 14

Isaorana lehibe Andriamanitra ny am nahatontosana ny Fitoriana Filazantsara Famonjen-dehibe nataontsika Fiangonana Jesosy Mamonjy Imamba Soavimasoandro ofisialy teo am Cité Imamba. Tsapa tokoa ny fahatanterahan'ny Tenin'Andriamanitra, namangy Izy, nampandresy, nanangana Fanahy, nampivoaka ho mpandresy, haleloia!

Manasa anao zahay hiaraka hivavaka aminay isaky ny Alahady maraina sy hariva, Alarobia (06h hariva) ary ny Zoma (06h sy alim-bavaka) handray ny anjara fahasoavanao koa ao am Andriamanitra satria izay nataony taminay dia hainy atao aminao koa n' inona olana sy zava-tsarotra lalovanao. Tsarovy fa "Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay" Hebreo 13 and 8

Tia anao Jesosy



©️ Ampahany am sary nandritra ny roa andron'ny fitoriana Filazantsara

Andro famaranana ny fitoriana Filazantsara eto am Cité. Miandry anao ny Tompo ary eSary omaly sy androany
22/03/2026

Andro famaranana ny fitoriana Filazantsara eto am Cité. Miandry anao ny Tompo ary e

Sary omaly sy androany

09/03/2026

Any @ zao tontolo izao no ahitanareo fahoriana, nefa matokia, Izaho efa naharesy izao tontolo izao. Jaona 16/33

Voninahitra ho an' Andriamanitra ny @ fivoriana anio Alahady 14 Desambra 2025. Misaotra ny Tompo ny @ fitahiany. Manasa ...
14/12/2025

Voninahitra ho an' Andriamanitra ny @ fivoriana anio Alahady 14 Desambra 2025. Misaotra ny Tompo ny @ fitahiany. Manasa anao hatrany izahay hanaraka ny pejy handraisanao ny herin'Andriamanitra sy ny fitahiany mahagaga

#2025

Address

Imamba Soavimasoandro
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Jesosy Mamonjy Imamba Soavimasoandro ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share