Vondrona Zatovo

Vondrona Zatovo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vondrona Zatovo, Religious organisation, Antananarivo.

📌MORAMANGA Famangiana Ireo Vondrona Zatovo ao ànaty Sampana Avana taty amin’ny faritra Mangoro ✅
13/04/2026

📌MORAMANGA
Famangiana Ireo Vondrona Zatovo ao ànaty Sampana Avana taty amin’ny faritra Mangoro ✅

VONDRONA  ZATOVO  : 🎆 " Tomban'ezaka arahina Atrikasa " 🎆Salamo 119: 9. 🤔Inona no hiarovan'ny zatovo ny lalan-kalehany t...
07/08/2025

VONDRONA ZATOVO :
🎆 " Tomban'ezaka arahina Atrikasa " 🎆

Salamo 119: 9.
🤔Inona no hiarovan'ny zatovo ny lalan-kalehany tsy ho voaloto?
Ny fitandremana araka ny teninao.🥳😇

✏️« Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany. »OHABOLANA 22...
23/06/2025

✏️« Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany. »
OHABOLANA 22:6🙏

📸 Zatovo avy ao amin’ny Vondrom-bavaka ALASORA -ANJEVA GARE - IVANDRY naneho firaisantsaina Tonga nanantanteraka Fiaraha...
30/05/2025

📸 Zatovo avy ao amin’ny Vondrom-bavaka ALASORA -ANJEVA GARE - IVANDRY naneho firaisantsaina Tonga nanantanteraka Fiaraha-mivavaka tao amin’ny Lapa FIVAVAHANA_FIDERANA_FAHAGAGANA Ambohimamory Ampitatafika

✏️izany firaisantsaina izany dia tafiditra ao anaty fampianarana izay voizina ato amin’ny Vondrona Zatovo ary voalohany amin’izany ny fiaraha-mivavaka toy izao

Mankahery ny Zatovo rehetra 🙏

📸 Zatovo avy ao amin’ny Vondrom-bavaka BETSIZARAINA naneho firaisantsaina Tonga nanantanteraka Fiaraha-mivavaka tao amin...
21/05/2025

📸 Zatovo avy ao amin’ny Vondrom-bavaka BETSIZARAINA naneho firaisantsaina Tonga nanantanteraka Fiaraha-mivavaka tao amin’ny Lapa FIVAVAHANA_FIDERANA_FAHAGAGANA Ambohimamory Ampitatafika

✏️izany firaisantsaina izany dia tafiditra ao anaty fampianarana izay voizina ato amin’ny Vondrona Zatovo ary voalohany amin’izany ny fiaraha-mivavaka tout izao

Mankahery ny Zatovo rehetra 🙏

📸ZATOVO AVY AO AMIN’NY VONDROM-BAVAKA SABOTSY NAMEHANA NANEHO FIRAISANTSAINA TONGA NANANTATERAKA FIARAHA-MIVAVAKA TAO AM...
18/05/2025

📸ZATOVO AVY AO AMIN’NY VONDROM-BAVAKA SABOTSY NAMEHANA NANEHO FIRAISANTSAINA TONGA NANANTATERAKA FIARAHA-MIVAVAKA TAO AMIN’NY LAPAN’NY FIVAVAHANA_FIDERANA_FAHAGAGANA AMBOHIMAMORY_AMPITATAFIKA

✏️IZANY FIRAISANTSAINA IZANY DIA TAFIDITRA AO ANATY FAMPIANARANA IZAY VOIZINA ATO AMIN’NY VONDRONA ZATOVO
ARY VOALOHANY INDRINDRA AMIN’IZANY NY FIARAHA-MIVAVAKA TOY IZAO

MANKAHERY NY ZATOVO REHETRA 🙏

FINTINA AN-TSARIN’IREO VONDRONA ZATOVO ARIVONIMAMO NITONDRA AMBOARA HOAN’I JEHOVAH🥰🎉
12/05/2025

FINTINA AN-TSARIN’IREO VONDRONA ZATOVO ARIVONIMAMO NITONDRA AMBOARA HOAN’I JEHOVAH🥰🎉

🚨Ny alahady 27 Aprily 2025 lasa teo dia nanatanteraka fivoriana ny komity sy ireo mpanabe ao amin’ny vondrona zatovo eto...
30/04/2025

🚨Ny alahady 27 Aprily 2025 lasa teo dia nanatanteraka fivoriana ny komity sy ireo mpanabe ao amin’ny vondrona zatovo eto amin'ny Fiangonana FM FOI, izay notarihin'i Loholona Lovasoa. Tao anaty laha-dinika tamin'izany ny :
✏️Fintina ny amin'ny fanadinana dingana voalohany, ny olana sy ny zava-nisy rehetra tamin'izany.
✏️ Dinika ny amin'izay hamahana ny olana sedrain'ny mpiadina, indrindra ho an'ireo izay nahazo salan'isa ambany sy izay manana olana amin'ny famaliana ny laza adina.
✏️Fanomanana ny dingana faharoa izay mikendry ny hanentana ireo zatovo ho liana kokoa amin'ny Baiboly ka hanakaiky an'i Jehovah.
✏️Momba ireo fifaninanana hafa ho avy aoriana
🌈

Fintina An-tsary 📸 nandritra ny fifaninanana Ara Baiboly 📖 izay nataon’ireo Zatovo manerana ny TF sy VB teto Antananariv...
04/04/2025

Fintina An-tsary 📸 nandritra ny fifaninanana Ara Baiboly 📖 izay nataon’ireo Zatovo manerana ny TF sy VB teto Antananarivo sy ny Manodidina ny Sabata 29 Mars 2025 lasa Teo

Fintina An-tsary 📸 nandritra ny fifaninanana Ara Baiboly 📖 izay nataon’ireo Zatovo manerana ny TF sy VB teto Antananariv...
10/03/2025

Fintina An-tsary 📸 nandritra ny fifaninanana Ara Baiboly 📖 izay nataon’ireo Zatovo manerana ny TF sy VB teto Antananarivo sy ny Manodidina ny Sabata 08 Mars 2025 lasa Teo

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vondrona Zatovo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share