05/08/2026
"Vitao aloha vao Mihoraka"
Eny tokoa, misaotra an'Andriamanitra fa vita soa amantsara ny Lasin-jobily faha 90 Taona louvetaux tao Antanambao Moramanga
Isaorana iany koa ianareo RAD nahatoky sy ireo KP ary ny mpanohana nitondra ambavaka rehetra
Indro ny fintina antsary nandritra ny lasy