π€πŒππ„π‹π€ πŒπ€π‡π„π‘π˜

π€πŒππ„π‹π€ πŒπ€π‡π„π‘π˜ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from π€πŒππ„π‹π€ πŒπ€π‡π„π‘π˜, ivato aΓ©roport, Antananarivo.

Ho fampaherezana, sy ho fanohanana ary fampirisihana ireo vehivavy ho "AMPELA MAHERY" hiankinan'ny ankohonany, ny fianakaviany , ny fiarahamonina ary ny firenena.

Ankino @ Tompo indray ity herinandro vaovao ity, fa Izy no hahalavorary azy.Mirary fahombiazana hoanao indray πŸ’ŒπŸ’
30/08/2026

Ankino @ Tompo indray ity herinandro vaovao ity, fa Izy no hahalavorary azy.
Mirary fahombiazana hoanao indray πŸ’ŒπŸ’

Raha mbola velona koa Jehovah, tsy hanary anao Izy, antsoy izy hamonjy anaoπŸ’ŒπŸ’
29/08/2026

Raha mbola velona koa Jehovah, tsy hanary anao Izy, antsoy izy hamonjy anaoπŸ’ŒπŸ’

Tsy haiko zay vahaolana mety nandramanao rehetra, fa androany aho manentana anao hanandrana hatoky any JΓ©hovah πŸ’ŒπŸ™
28/08/2026

Tsy haiko zay vahaolana mety nandramanao rehetra, fa androany aho manentana anao hanandrana hatoky any JΓ©hovah πŸ’ŒπŸ™

Na inona lalovanao na inona, raha mandalo fahakiviana ianao, banjino hatrany ny fandreseny, nandresy hoanao izy, aza man...
27/08/2026

Na inona lalovanao na inona, raha mandalo fahakiviana ianao, banjino hatrany ny fandreseny, nandresy hoanao izy, aza manary toky, handresy ianao πŸ’ŒπŸ™

Mahereza mitady ny Tompo, amin' izay ayaonao rehetra, tsy ho orin-java-tsoa ianao.πŸŽπŸ’Œ
26/08/2026

Mahereza mitady ny Tompo, amin' izay ayaonao rehetra, tsy ho orin-java-tsoa ianao.πŸŽπŸ’Œ

Tsy mahasasatra ny mampatsiahy antsika ny hitia tahaka ny Tompontsika β€οΈπŸ’Œ
25/08/2026

Tsy mahasasatra ny mampatsiahy antsika ny hitia tahaka ny Tompontsika β€οΈπŸ’Œ

Andraso na dia mitaredretra aza, fa hanandratra anao tokoa Izy. πŸ™πŸ™
24/08/2026

Andraso na dia mitaredretra aza, fa hanandratra anao tokoa Izy. πŸ™πŸ™

Ny fitiavana no porofon'ny famonjena ❀️ Aoka tsy ho sasatra ny hitia isika.Mirary herinandro sambatra hoanao indray πŸ’Œ
23/08/2026

Ny fitiavana no porofon'ny famonjena ❀️
Aoka tsy ho sasatra ny hitia isika.
Mirary herinandro sambatra hoanao indray πŸ’Œ

Rehefa tia an'Andriamanitra ianao dia manao ny sitrapony, ary Izy koa miaro sy mitantananao, ary manefa ny fanirinao πŸ’ŒπŸ’
23/08/2026

Rehefa tia an'Andriamanitra ianao dia manao ny sitrapony, ary Izy koa miaro sy mitantananao, ary manefa ny fanirinao πŸ’ŒπŸ’

Fantany izay ilainao rehetra satria Ray tia anao Izy πŸŽπŸ’πŸ’Œ
22/08/2026

Fantany izay ilainao rehetra satria Ray tia anao Izy πŸŽπŸ’πŸ’Œ

Address

Ivato AΓ©roport
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when π€πŒππ„π‹π€ πŒπ€π‡π„π‘π˜ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share