SBBI Analamanga

SBBI Analamanga Sekoly Batista Biblika Isam-paritra Analamanga

'Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahy' 1 Kor 15: 10Arahabaina tratry ny taona 2025 isika noho ny fahasoav...
10/01/2025

'Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahy' 1 Kor 15: 10

Arahabaina tratry ny taona 2025 isika noho ny fahasoavan'ny Tompo.

Vita soa ny telovolana voalohany, isaorana Izy Tompo.

Hanomboka rahampitso sabotsy 11 janoary ny 2e trim, ento am-bavaka indray ny taom-pianarana àry! 🙏

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261349911100

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SBBI Analamanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to SBBI Analamanga:

Share