Hiraka

Hiraka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hiraka, Church of Christ, Antananarivo 67 ha, Antananarivo.

28/10/2025

Fanomezatso

19/06/2025

MBOLA NOMENA
FOTOANA
HIOVANA IANAO

ARARAOTY ARY IZANY

Mety hanisy amin' ireto karana olona ireto ve ianao izao ?         πŸ“ Lazan' ny olona, fa tsy misy hilavana anao intsony ...
13/06/2025

Mety hanisy amin' ireto karana olona ireto ve ianao izao ?
πŸ“ Lazan' ny olona, fa tsy misy hilavana anao intsony
πŸ“Lazain' ny olona, fa tsy misy zavatra azo antenaina intsony any aminao
πŸ“ Lazain' ny olona, fa tsy mety intsony ny miara - miasa aminao

FA ZAH TE HITENY AMINAO HOE:
Mbo tena mila anao
mbola manantena ny hampiasa anao
mbola te hanangana fifandraisana aminao

Hilain' i Jesosy ianao

10/06/2025

IO ZAVATRA LAZAINAO
FA TSY HANANANAO FOTOANA IO
NO TENA ANAO REHEFA MIALA
ETO AMIN' ITY TANY ITY
IAMAO

08/06/2025

Raiso Jesosy
Aminio maha izy anao io
Tianao Izy

07/06/2025

Manasa anao aho
Araho vetivety ity video ity
Ary manasa anao aho mba hizara izany amin' ny namanao

03/06/2025

⏰ HOAVY JESOSY
MILA MIOMANA IZAHO
SY IANAO

01/06/2025

TIA ANTSIKA JESOSY

01/06/2025

Ny velona no afaka misafidy
Ary ny velona no afaka manomana

Raha velona ary ianao, Isafidy ho aiza kay ianao

Araho hatrany ny pejy

26/05/2025
16/05/2025

Reseo ny sakana
Dia handao anaradia an' i Jesosy

Address

Antananarivo 67 Ha
Antananarivo

Telephone

+261389827166

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hiraka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share