Y.A.G Young Army of God 🕊️
Humility-Excellence-Testify

❗CROISADE JESOSY MANOVA❗🔥Fotoana hiasan'Andriamanitra indray hanovana ny tantaram-piainanao.Mila fanavahana,fanasitranan...
18/05/2026

❗CROISADE JESOSY MANOVA❗

🔥Fotoana hiasan'Andriamanitra indray hanovana ny tantaram-piainanao.Mila fanavahana,fanasitranana,Fanomboana vaovao?
MBOLA MIASA ANDRIAMANITRA M, TSY MISY TSY AINY ATAO.
Fotoana fiderana sy fanafaha hiarahana amin'ny

JOSEPH D'AF
YOUNG ARMY OF GOD
REVIVAL ITAOSY
ANJOMARA FITIAVANA

Tia anao Jesosy❤️🙏🏼

❗FANAHY MASINA❗FOTOANA Iarahanao amin'ny Fiankonana IRAKA MITORY FILAZANTSARA (IMF) sy YAG🔥Fotoana hazahoana hery vaovao...
17/05/2026

❗FANAHY MASINA❗
FOTOANA Iarahanao amin'ny Fiankonana IRAKA MITORY FILAZANTSARA (IMF) sy YAG
🔥Fotoana hazahoana hery vaovao indray sy hitomboana aram-panahy
✨Amin'ny Alahady 24 Mai izao am 9H

🙏🏼Peace✨

❌Tanora ve dia mivavaka foana❌Ozy ny olona hoe maninona raha,manalazy,mankafy fiainana.EFA TAO IZAHAY NO NIALA.😁Efa nata...
12/04/2026

❌Tanora ve dia mivavaka foana❌
Ozy ny olona hoe maninona raha,manalazy,mankafy fiainana.

EFA TAO IZAHAY NO NIALA.😁
Efa natao ny fiainan'izao tontolo izao.Nisotro,nifoka,manao izay heverina ho tsara

Fa AO AM JESOSY NISY ZAVATRA TSARA MIOATRA noho Ny TAO❤️Tsy adala zahay raha mivavaka.Tsy hoe tsy misy atao raha manompo,fa ny fiadanana sy fifaliana maharitra tsy hita any.
Mianatra izahay,miasa koa,olona avy eo am fiarahamonina ihany.Fa nahita fiainana tsara mihoatra no ilay heritreretina.Tsy Andriamanitra ny vazaha io fa Andriamanitra Tompon'izao rehetra izao izay nahary ny olona✨

Ainsi,Tout est accompli nous sommes sauvés par sa grâce non par notre effort✝️Tsy ny nahafatesany no hankalazaina fa ny ...
05/04/2026

Ainsi,Tout est accompli nous sommes sauvés par sa grâce non par notre effort✝️
Tsy ny nahafatesany no hankalazaina fa ny fiainana izay nomeny antsika.Noho izany izay rehetra Maty Téo amin'ny fiainanao ho velona indray✨

❗À ne pas ratez❗📍Dimanche 5Avril 2026📍Lieu: Église Iraka mitory filazantsara Ampefiloha Ambodirano ✨Jesus t'aime d'un am...
03/04/2026

❗À ne pas ratez❗
📍Dimanche 5Avril 2026
📍Lieu: Église Iraka mitory filazantsara Ampefiloha Ambodirano

✨Jesus t'aime d'un amour Inconditionnel

31/12/2025

Fianana e✨️Arabaina ny zanak’Andriamanitra nahatratra izao faran’ny taona 2025 izao
Maka fotoana fohy dia misaora an’ilay nitondranao amzany🙏🏻✝️

07/11/2025

MINOA FOTSINY ENAO FA HAHITA NY VONINAHITRA AN’ ANDRIAMANITRA AM’ITY VOLANA ITY✝️

04/11/2025

📖 Salamo 150:6
“Aoka izay rehetra manam-pofonaina hidera an’i Jehovah! Haleloia!”

✨️Manana enao fotoana hiderana an’Andriamanitra.
Na inona miseho na inina mitranga derao izy fa tsara sady mpanao ny tsara

Fiadanana

25/04/2025

Address

Ampefiloha
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Y.A.G posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share