Eglise Evangélique Foi & Guérison

Eglise Evangélique Foi & Guérison Fiangonana Finoana sy Fanasitranana

27/08/2026

Fandaharana manokana iarahana amin'i Pasteur Bako

27/08/2026
📍CCI IVATO @ Alahady 30 Août izao✅️ Fotoana spécial io fa tongava daholo✨️✨️🚍Fiara iombonana: Eo  Soarano  marainaSamia ...
27/08/2026

📍CCI IVATO @ Alahady 30 Août izao

✅️ Fotoana spécial io fa tongava daholo✨️✨️

🚍Fiara iombonana: Eo Soarano maraina

Samia manao Partage🔥

24/08/2026

📍Fitoriana filazantsara tany Mahitsy tamin’ny sabotsy 22 Aogositra lasa teo, niaraka tamin’ny Sampana Tanora sy solotenan’ny sampana vitsivitsy.

Voninahitra ho an’Andriamanitra tamin’ny Asany. Fa nanasitrana Izy. Namonjy Izy. Nikasika Izy 🙏



13/08/2026

Fandaharana manokana iarahana amin'i Pasteur Bako RAHERIVAHATR'AINA

Hilomano miaraka  MASINA isika🔥Tongavasoa eo ' Andriamanitra isika rehetra
13/08/2026

Hilomano miaraka MASINA isika🔥
Tongavasoa eo ' Andriamanitra isika rehetra

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eglise Evangélique Foi & Guérison posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Eglise Evangélique Foi & Guérison:

Shortcuts

Share