SHINE Filadelfia Ambohimanambola gara

SHINE Filadelfia Ambohimanambola gara SHINE FILADELFIA Ambohimanambola gara dia fiangonana eo ambonin'ny CSB II, afaka mivavaka ho anao �

Alahady izao no fotoanaAfaka miantso ny 034 40 134 34
02/03/2026

Alahady izao no fotoana
Afaka miantso ny 034 40 134 34

Anio ilay fotoana 🥰🥰🥰🥰Aza adino fa misy bus mitatitra GRATUIT isika 💒Afaka miantso ny 038 25 398 74
08/02/2026

Anio ilay fotoana 🥰🥰🥰🥰

Aza adino fa misy bus mitatitra GRATUIT isika 💒

Afaka miantso ny 038 25 398 74

07/02/2026

Ho antsika eto Ambohimanambola sy ny manodidina

🚃🚃misy bus mitatitra isika ny alahady izao 💒💒🚃

miainga @ 6 ora maraina eo @ terminus
manatitra eo ihany rehefa mirava hariva

Afaka miantso ny 038 25 398 74

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao.Mirary fahasoavana ho antsika rehetra.Araho foana ny pejy fa hisy z...
03/01/2026

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao.

Mirary fahasoavana ho antsika rehetra.

Araho foana ny pejy fa hisy zava-tsoa maro ho anao
🥰🥰🥰🥰

30/07/2025

Fotoam-bavaka alahady
9 ora sy 10 ora 30
2 ora 30 Miracle spécial
Ambohimanambola ambonin'ny CSB II

30/07/2025

Faly miarahaba antsika rehetra ny ekipan'ny LUNDI FM @ ity anio ity 🥰 Tongasoa isika rehetra ato anaty EMMISSION LFM eto @ 97.4fm
👉Anio isika hiresaka mahakasiaka ny hoe : "TAHAKA NY AHOANA IZANY FANEHOANA FITIAVANA? na olon-droa na namama na fianakaviana?🥰
Alafaso ary ny hevitrao @ 0347468600 na 0333307800
Aza adino ny👍 mizara @ pejy sy ny namana!

Address

Ampahimanga Ambohimanambola
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SHINE Filadelfia Ambohimanambola gara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category