STK Amboasarikely Fiadanana

STK Amboasarikely Fiadanana « …Dia mifaly ny foko ka ny hirako no hiderako Azy. » Salamo 28,7b

Fiadanana eh !Vitasoa izay ny concert Hanandra-peo izay hisaorana ny Tompo. 😊🙏 Mitohy ny fanompoana ny Tompo dia lasa in...
17/08/2026

Fiadanana eh !
Vitasoa izay ny concert Hanandra-peo izay hisaorana ny Tompo. 😊🙏 Mitohy ny fanompoana ny Tompo dia lasa indray ny solotenan'ny STK Amboasarikely Fiadanana nanohana ny antson'ny Tompo tao anatin'ny projet 3VH, Fil 4:13 "Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'ilay mampahery ahy".
Izay notarihin'ny Mpitandrina tany am FJKM Ziona Vaovao Ampefy niaraka tamin'ireo mpiraytampo tao anatin'ny Sampana tao anatin'ny Fiangonana.

Aza adino ny manjifa ny clé USB Hanandra-peo, afaka manao commande ato am Page na koa miantso an'ireto laharana ireto :
📞 0341016326 / 0344330711

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany. Samy tahian'I Jesoa daholo. ❤️

11/08/2026

Fiadanana eh !
Nahafinaritra ny fiaraha-midera taminareo. 😊

Manatitra fisaorana ho anareo izahay STK Amboasarikely Fiadanana, ny FIMPIZ, sy ny ekipa techniques rehetra.
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra. ❤️
Mankasitraka. 🙏

Afaka manatona ny filohan'ny sampana na ny filoha mpanampy ianareo raha anjifa ny clé USB an'ny album " Hanandra-peo aho " 🎶.

Samy tahian'I Jesoa daholo. 💕

08/08/2026

J-j ! 😱❤️
Tonga ary ilay niandrasana ! 🙏😍

Concert "Hanandra-peo"🎶, androany amin'ny 2 ora tolakandro ilay fotoanatsika.
Hiaraka hanandram-peo isika hidera ny anaran'Andriamanitra.
Izahay efa vonona, ianao sisa no andrasana. 🙂

Amin'ny 1 ora tolakandro no misokatra ny vavahady.
Azontsika jifaina eny antoerana ny clé USB misy ny clips rehetra amin'ny album "Hanandra-peo aho ". 🎵

Tandremo sao tara !
Ndao iaraka aminay, Ndao hanandram-peo ho voninahitry Ny Anarany. 😉

❌ GUICHET FERMÉ ❌Mankasitraka anareo rehetra izahay Sampana Tanora Kristiana Ambosarikely Fiadanana. 🙏😊❤️Manantena ny ah...
07/08/2026

❌ GUICHET FERMÉ ❌

Mankasitraka anareo rehetra izahay Sampana Tanora Kristiana Ambosarikely Fiadanana. 🙏😊❤️

Manantena ny ahita anareo izahay rahampitso ary. 😉

Ndao hanandram-peo ho voninahitry Ny Tompo. 🎶

👉Ity ary ny valin'ilay lalao voalohany. 😉Ma Evah  no nahazo ilay billet VIP 🥇.Mankasitraka an'ireo izay nandray anjara r...
07/08/2026

👉Ity ary ny valin'ilay lalao voalohany. 😉

Ma Evah no nahazo ilay billet VIP 🥇.
Mankasitraka an'ireo izay nandray anjara rehetra ny STK Amboasarikely Fiadanana .🙏☺️

Araho tsy tapaka ny pejy mba hanarahana ny valin'ny lalao manaraka.


07/08/2026

Fiadanana oh ! 😍
J-1, rahampitso ilay fotoana hiarahantsika hidera ny anaran'Andriamanitra. 🎶❤️

Any antoerana no hivarotana ny clé USB misy ny clips sy ny hira amin'ny album "Hanandra-peo aho". 🎵
Jifao eny antoerana ary ny clé USB anao. 😉

Amin'ny 1 ora tolakandro no misokatra ny vavahady.

Ndao Hanandra-peo noho ny anaraNy. 😊🎶



06/08/2026

Fiadanana !
J-2. 😱
Eny, roa andro sisa dia Hanandra-peo ho an'Andriamanitra isika. 🎶
📆 Asabotsy 8 Aogositra 2026.
🕑 Amin'ny 2 ora tolakandro.
📍 Ao amin'ny Ivokolo Analakely.

Manomana ny tsara indrindra hiderana ny anaran'ny Tompo izahay koa tongava hiara hidera. 😊



05/08/2026

Fiadanana eh !
J-3 isika izao, akaiky dia akaiky ilay fotoana, ilay fotoana natokana Hanandratam-peo ho fiderana ny Anaran'Andriamanitra ...eo am-panomanana ny hetsika izahay izao. 🙂

"Hamoram-ponao" no lohan-tenin'ny hira, anisan'ny hira ao anatin'ny album "Hanandra-peo aho🎶" ary entinay hanandra-peo amin'ny 8 Aogositra izao.




J-5 ! Efa vonona ve ianareo ? 🙂Efa akaiky anie ilay fotoana eh ! 😱🗓️ Amin'ny Asabotsy 8 Aogositra 2026 ho avy izao ny co...
03/08/2026

J-5 ! Efa vonona ve ianareo ? 🙂

Efa akaiky anie ilay fotoana eh ! 😱

🗓️ Amin'ny Asabotsy 8 Aogositra 2026 ho avy izao ny concert antsika.
Famoahana ny album volohany an'ny STK Amboasarikely Fiadanana, "Hanandra-peo aho" 🎶🎬.
📍 Ao amin'ny Ivokolo Analakely.
🕑 Amin'ny 2 ora tolakandro.

🔴 Amin'ny 1 ora no misokatra ny vavahady.

Aza tara ary. Ndao hanandram-peo.



29/07/2026

"Fagniriako", anisan'ny hira entinay hanandra-peo amin'ny 8 Aogositra. Hira iray ao anatin'ny album Hanandra-peo ihany koa. 🎶

Manasa antsika hianatra ny dihy dia ataontsika miaraka izy amin'io fotoana io e ! 🤭
Sa ahoana hoy ianareo ? 😉





Address

Amboasarikely
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STK Amboasarikely Fiadanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share