𝑺𝑻𝑲 𝒁𝑨𝑽𝑨-𝑲𝑨𝑵𝑻𝑶

𝑺𝑻𝑲 𝒁𝑨𝑽𝑨-𝑲𝑨𝑵𝑻𝑶 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 𝑺𝑻𝑲 𝒁𝑨𝑽𝑨-𝑲𝑨𝑵𝑻𝑶, Religious organisation, FJKM Ambohimiarina Jerosalema, Antananarivo.

Sampana Tanora Kristiana, Rantsana Zava-Kanto
FJKM Ambohimiarina Jerosalema
SPAA 11
Miompana amin’ny dihy, seho an-tsehatra , teatra na ny « comédie musicale » ✨

👉 Nahay an’ity daholo angamba isika tamin’ ny fahazazana e? 😁« Raha misy manome zava-tsoa ho anao, kingà miteny hoe: MIS...
19/05/2025

👉 Nahay an’ity daholo angamba isika tamin’ ny fahazazana e? 😁
« Raha misy manome zava-tsoa ho anao, kingà miteny hoe: MISAOTRA TOMPOKO OH » 🙏🤍
Eny, MISAOTRA , MISAOTRA, MISAOTRA 🙏

✨ Voalohany indrindra dia misaotra an’Andriamanitra lehibe izahay Zava-Kanto ny amin’ny fahatontosanan’iny seho izay nataonay omaly Alahady 18 Mey iny 🥰
Tsy noho ny herinay, na ny tanjakay no nahavitanay azy iny fa noho Ilay Andriamanitra izay tompoinay « impressionnant » loatra 😍 .
Maro ny sedra nolalovana fa notahiany, narovany hatrany izahay 😇
Izahay nanao izay possible vitanay, fa Izy tena nanao ny IMPOSSIBLE 🥹🕊️
Salamo 103

✨ Mankasitraka feno an’ny « Metteur en scène » anay Mr Noel sy ny « régisseur » mamikelinay Mme Nosy Arimanana🙏 , ny zava-bita, ny fotoana, ny aina, … ireo zava-tsoa marobe nozarainareo taminay, ny fampianarana sy ireo marobe tsy voatanisa ; solon-joky, ray amand-reny ianareo ❤️🙏
🩵 MISAOTRA MISY 🩵

✨ Ianareo mpanohana rehetra, na ny mivantana na tsia🤍 , nanohana, nahatoky anay hatrany 🙏 feno ny fonay satria tena teo foana ianareo❤️
Ireo rehetra nanotrona anay omaly.
Ny teo amin’ny lafiny teknika rehetra (sono, effets spéciaux, déco, …) ireo rehetra nandray anjara tamin’ny fandrindrana sy fanatontosana ny seho 🙏
Tsy hitanay izay ambara fa :
🩵 MISAOTRA MISY 🩵

Fo feno fifaliana
Fo feno fitiavana
Fo feno fankasitrahana ❤️‍🔥𝑺𝑻𝑲 𝒁𝑨𝑽𝑨-𝑲𝑨𝑵𝑻𝑶AHERY
REHEFA MUTAMBATRA ISIKA MASOANDRO MIBALIAKA 💛

𝑺𝑻𝑲 𝒁𝑨𝑽𝑨-𝑲𝑨𝑵𝑻𝑶

Mankasitraka indrindra Vaovaon'ny Teatira Maoderina 🙏
18/05/2025

Mankasitraka indrindra Vaovaon'ny Teatira Maoderina 🙏

11/05/2025

✨ SALAMO 150 ✨

‼️J-7 ‼️

Indro atolotray anareo ity vidéo kely ity ho fanentanana faramparany ho antsika rehetra izay mbola maniry hanjifa ny tapakila amin’ny comédie musicale « MISIA » izay hotanterahanay ity 🥰

📍: Ivokolo Analakely
🗓️: 18 Mai
🕰️: 02 Ora tolakandro
💸: 20.000ar

Mpandray anjara: 𝑺𝑻𝑲 𝒁𝑨𝑽𝑨-𝑲𝑨𝑵𝑻𝑶
Metteur en scène : Sah Noël
Régisseur : Nosy Arimanana
Musique de fond: Reko Band

Mankasitraka antsika rehetra sahady 🙏

Miarahaba antsika rehetra 🥰Mety efa hitantsika ity affiche kely ity e? 😇 Comédie musicale izay hotontosainay izy ity ny ...
07/05/2025

Miarahaba antsika rehetra 🥰
Mety efa hitantsika ity affiche kely ity e? 😇
Comédie musicale izay hotontosainay izy ity ny Alahady 18 May ho avy izao ao amin’ny Ivokolo Analakely manomboka amin’ny 02 Ora tolakandro 🤍

MISIA, anisan’ny hiran’ny Tarika Reko Band izy io
Nosafidiana manokana anehoana ny fisian’Andriamanitra ✨
Izay no ilazana azy amin’ny ankapobeny 😇
Fa kosa, maro ny hafatra tiana ampitaina anatin’io « comédie musicale » io 🤍

Teatra, hira sy dihy no handravaka io seho io
Tsy hiteny aminareo izahay hoe: « ao mba vidio ny billet anay » 😊🫣 tsy toy ny mivarotra opération hihi🤭
Fa tianay ampitainay hoe tena vonona izahay Zava-Kanto ampita sy ampiseho anareo zavatra tena hoe « TSARA » mandritra io seho eo amin’ny 1ora sy sasany eo ho eo io 🥹

Hery, aina, fotoana maro no n- sacrifier-n’ny ankizy hanomanana ity seho mamy be ho anareo ity 🥺😍

Koa manentana antsika rehetra izahay 🙏
Mbola misy ambiny ny invitation ho an’izay liana sy hanohana anay❤️
Tena hahafinaritra , tena hahafinaritra io reto anh ❤️❤️❤️

Aza misalasala mandefa MP anh ❤️
Vonona handray anao am-pifaliana

Mankasitraka antsika rehetra 🙏

Address

FJKM Ambohimiarina Jerosalema
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝑺𝑻𝑲 𝒁𝑨𝑽𝑨-𝑲𝑨𝑵𝑻𝑶 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share