Communication/ PARL FMC

Communication/ PARL FMC Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Communication/ PARL FMC, Religious organisation, Antananarivo.

13/05/2026
LAPAM-PANJAKANA IAVOLOHA01/04/26   COM/PARL Dรฉpartement Communication/PARL et JA FMC .๐Ÿ‘‰  Fitsidihana Ara-pombampanajana ...
01/04/2026

LAPAM-PANJAKANA IAVOLOHA
01/04/26 COM/PARL

Dรฉpartement Communication/PARL et JA FMC .

๐Ÿ‘‰ Fitsidihana Ara-pombampanajana ny Mpanolotsaina Avon'ny Fanavaozana .

๐Ÿ‘‰ Fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin'ny Fiangonana Adventiste sy ny Fanjakana .

๐Ÿ‘‰ Fampahafantarana ny Iraka sy ny antompisian'ny Fiangonana.

๐Ÿ‘‰ Fampaherezana sy firariantsoa ary fitondrana am-bavaka .

โ™ฆ๏ธIsaorana ny Tompo ary ankasitrahana ny mpitantan'asa teo anivon'ny Ranomasimbe Indiana sy ny FMC ary ireo Staff JA niaraka nifanohana.

14/01/2026

๐๐ˆ๐“๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€ ๐“๐„๐๐˜ ๐…๐ˆ๐‘๐€๐‘๐ˆ๐€๐๐“๐’๐Ž๐€ ๐๐˜ ๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐’๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐’๐„๐‘๐€๐’๐„๐‘๐€ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐Š๐Ž๐‹๐Ž๐๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ ๐๐˜ ๐’๐Ž๐‹๐Ž๐“๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐‘๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž ๐Ž๐€๐’๐ˆ๐’

๐‘จ๐’๐’๐’”๐’š ๐‘จ๐’๐’•๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’Š๐’—๐’, ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚ 14 ๐‘ฑ๐’‚๐’๐’๐’‚๐’“๐’š 2026 โ€“ Nandray ireo delegasiona avy aminโ€™ny Radio Oasis ny ๐‘ด๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’•๐’“๐’š ๐’๐’š ๐‘บ๐’†๐’“๐’‚๐’”๐’†๐’“๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐‘ฒ๐’๐’๐’๐’๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚, ๐‘ด๐’‚๐’๐’…๐’“๐’Š๐’๐’…๐’“๐’‚๐’“๐’Š๐’—๐’๐’๐’š ๐‘ถโ€™๐‘ฎ๐’‚๐’”๐’„๐’‚๐’“ ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚, ny folakandronโ€™ny Alarobia 14 Janoary.

Fiarahabana anโ€™Andriamatoa ministra aminโ€™izao taom-baovao izao sy fitondrana teny fankaherezana azy aminโ€™ny andraikitra sahaniny no natao. Nitondra ny teny ny Pastora Rakotonandrasana Rado, Tale ny Departemanta ny fifandraisana sy ny fahafahana ara-pivavahana eo anivonโ€™ny ranomasimbe indiana. Nitondra am-bavaka ny Pastora Rasoanandrianina Mirado Elie, Tale ny Departemanta ny fifandraisana sy ny fahafahana ara-pivavahana eo anivonโ€™ny Federasiona Adventista Madagasikara Afovoany na FMC.

Nankasitraka izao fihetsika nataonโ€™ny solotenanโ€™ny Radio Adventista izao ny ministra ary nilaza fa mitohy ny fiaraha-miasa eo aminโ€™ny onjam-peo sy ny ministera, araka izay voafaritry ny andraikitra mifanandrify.

Nandrafitra ireo solotenanโ€™ny Radio Oasis ny Pastora Randrianarivony Herimanitra โ€“ Tale ny Radio, Rakotoniarivo Dino, Tale ny Famoahana, Andrianiaina Haritahiana Eliah, Tomponโ€™andraikitra ara-bola, Razafiharison Cathy, Tomponโ€™andraikitry ny fanentanana ary Rakotondratsimba Vonona, Tonian-dahatsoratra.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Communication/ PARL FMC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share