STAF Foibe

STAF Foibe 🟣Ministeran'ny Sampana sy ny TAnora ary Fanabeazana Kristianina - FOIBE FPVM 🟣

ZAIKABE NASIONALY STKVM 07 - 08 - 09 aogositraAmbatolampy.
10/08/2026

ZAIKABE NASIONALY STKVM
07 - 08 - 09 aogositra
Ambatolampy.

ZAIKABE STKVM NASIONALY07 - 08 - 09 AogositraAmbatolampy. ▶️ Voafidy tamin'izany ireo birao vaovao hitarika izany foiben...
10/08/2026

ZAIKABE STKVM NASIONALY
07 - 08 - 09 Aogositra
Ambatolampy.
▶️ Voafidy tamin'izany ireo birao vaovao hitarika izany foiben-tsampana nasionaly izany mandritra ny efataona manaraka.

Marihana fa natrehin'ny STAF Foibe izany fotoana izany
▶️ireo hetsika nandritra ny zaikabe:
👉🏼 Fanompoam-pivavahana fanokafana dia nitohy tamin'ny fampianarana.
👉🏼 Fifaninanana hira sy dihy.
lalao ara-panatanjahantena: foot sy basket
👉🏼 Fiderana.
👉🏼 Nofaranana tamin'ny diabe sy fanompoam-pivavahana ny Alahady 09 Aogositra.
Amin'ny efa-taona manaraka indray eee 🙏🙏🙏

TSODRANO 😇😇😇Ny Foibe STAF dia mirary soa ny sampana velona rehetra eto anivon'ny Eglise FPVM maneran-tany hahavita sy ha...
04/08/2026

TSODRANO 😇😇😇
Ny Foibe STAF dia mirary soa ny sampana velona rehetra eto anivon'ny Eglise FPVM maneran-tany hahavita sy hahatontosa soamantsara ny TAFIKA MASINA 2026 ary koa ireo izay foiben-tsampana manao ZAIKABE NA FIHAONAMBE.

Ny Tompo Andriamanitra anie homba sy hiaro anareo eny amin'izay lalana sy toerana na tanana alehanareo, samia mitombo hery sy fahasoavana eny am-pandehanana.
Misaotra ihany koa ny mpitandrina sy ny fitandremana rehetra izay mamporisika mandrakariva ny tanora, ny sampana mba hitory ny filazantsana indrindra amin'izao andro ny tafika masina izao,
Ho tsara mandroso sy ho tsara miverina anie isika mianakavy.

ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra!

FIHAONAM-BE SINODAM-PARITRA VAKINANKARATRA.▶️ 21 - 22 - 23 Aogositra.▶️ Toerana: AmbatolampyFandaharam-potoana: ➡️ Fifan...
03/08/2026

FIHAONAM-BE SINODAM-PARITRA VAKINANKARATRA.
▶️ 21 - 22 - 23 Aogositra.
▶️ Toerana: Ambatolampy

Fandaharam-potoana:
➡️ Fifaninanan-kira sy dihy
➡️ Lalao ara-panatanjahantena
➡️ Fampianarana
➡️ Vavaka sy fijoro vavolombelona.

👉🏼 Ary indrindra fametrahan ofisialy ny Birao STAF Vakinankaratra 🙏🙏🙏

HETSIKA STAF FOIBE VOLANA AOGOSITRA▶️ ZAIKABE STKVM Nasionaly: 07 - 08 - 09 aogositra > AMBATOLAMPY. ▶️ FIHAONAMBE KTZa ...
29/07/2026

HETSIKA STAF FOIBE VOLANA AOGOSITRA

▶️ ZAIKABE STKVM Nasionaly: 07 - 08 - 09 aogositra > AMBATOLAMPY.

▶️ FIHAONAMBE KTZa Nasionaly: 11 - 12 - 13 Aogositra > FOULPOINT

▶️ ZAIKABE TABITA Nasionaly: 12 - 13 - 14 Aogositra > Ambatondrazaka.

▶️ FIHAONAMBE LAMP Nasionaly 18 hatr@ 23 Aogositra > Foulpoint.

▶️ FIHAONAMBE NY TANORA SINODA VAKINANKARATRA ( Fametrahana ofisialy ny STAF Vakinankaratra) : 21 - 22 - 23 Apgositra.

Ny hetsika hita mandritra ny Zaikabe sy fihaonambe:
➡️Lalao ara-panatanjahantena
➡️ Fiderana
➡️ Dihy
➡️ fampianarana maro
➡️ vavaka
➡️ Fifidianana ho birao.sns.

Ireto misy sary vitsivitsy nandritra ny fihaonambe sy ny zaikabe sy ireo fifaninanana samy hafa manerana ny faritra izay nalehanay 🙏🙏🙏

29/07/2026
TAMIRAY NASIONALY 2026 ⚽⚽⚽1/8 de final  Sabotsy 18 / 07 / 2026➡️ Terrain Pere Pedro Andralanitra Fpvm Tsarahonenana 09  ...
20/07/2026

TAMIRAY NASIONALY 2026 ⚽⚽⚽
1/8 de final Sabotsy 18 / 07 / 2026

➡️ Terrain Pere Pedro Andralanitra
Fpvm Tsarahonenana 09 🆚 Fpvm Morarano Andoharanofotsy 03

➡️ Ny 1/8 de final farany dia atao @ Sabotsy izao eny Ambohimalaza.

➡️ Ny 01 Août kosa ny 1/4 de final

▶️ Ireto misy sary nanamarika ny tamin'ny Sabotsy roa nifanesy tamin'ny 1/8 de final.
1- Tsarahonenana
2- Andoharanofotsy
3- Ambohitsimeloka
4- Ankadikely
5- Homme du Match Morarano Andoharanofotsy
6- STAFF Tsarahonenana
7- STAFF Morarano
8- STAF Nasionaly

CONSECRATION PASTORALEPasteur CARINA HARIZAKA RATAFANDRIMANANTSOA mivadyFPVM Ambohinierenana.Sabotsy 14 Jolay 2026.➡️ Ni...
19/07/2026

CONSECRATION PASTORALE
Pasteur CARINA HARIZAKA RATAFANDRIMANANTSOA mivady
FPVM Ambohinierenana.
Sabotsy 14 Jolay 2026.

➡️ Nisy ihany koa ny fametrahana takelabato manamarika izany.
Marihana fa anisany ezaka lehibe vitan'izy mivady ireto nandritra ny 5taona naha-mpitandrina azy dia ny fananganana ny Fiangonana sy ny Dispensaire manara-penitra. ❤️❤️❤️

▶️ Tonga nanokana azy ireo i Dada RJJ izay notronin'ny Birao Foibe, RMM, 3FM, SAFIAF, SEKOLY BIBLIKA, COMMUNICATION, ary isika eto amin'ny STAF. Tao koa ireo mpiara-mihazakazaka, ireo tapaka sy namana maro

▶️ Nisy ny fampiaraham-peo nataon'ny Sampana teo an-toerana niaraka tamin'ny Mpanakanto NJAKATIANA ( Raiso Jesosy).

▶️ Maro ireo Tanora voataiza tanaty Sampana nanjary lasa Mpitandrina ankehitriny, koa dia mirary azy ireny hahavita be sy hitaona tanora maro ihany koa ho tena vanona sy vonona amin'ny amin'ny fitoriana ny filazantsarana.
Mahereza Pasteur Carinne sy Dada Rija ary ny ankohonany, mitomboa amin'ny FAHASOAVANA 🙏🙏🙏❤️

TAMIRAY NASIONALY 2026 ⚽⚽⚽Voka-dalao 1/8 de final ny Sabotsy 11 / 07 / 26▶️Terrain PERE PEDRO . 8ora / 10ora👉 FPVM Amboh...
13/07/2026

TAMIRAY NASIONALY 2026 ⚽⚽⚽
Voka-dalao 1/8 de final ny Sabotsy 11 / 07 / 26

▶️Terrain PERE PEDRO . 8ora / 10ora
👉 FPVM Ambohitrimanjaka 03 🆚 FPVM Sabotsy Namehana 02.
👉 FPVM Ankadikely 10 🆚 FPVM Ambohitsimeloka 00.

▶️ Terrain Analamahitsy. 12ora
👉 FPVM Antananarivo Kely 07 🆚 FPVM Ambohitrarahaba 04.

⏩Ny maharesy tsy hobiana, ny resy tsy hakoraina.
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345981920

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STAF Foibe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to STAF Foibe:

Shortcuts

Share