Toby Kristy Tsy Manavaka

Toby Kristy Tsy Manavaka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Toby Kristy Tsy Manavaka, Church, Pk 27 Atongombato mahitsy, Antananarivo.

13/12/2025

Fiadanana eee

29/07/2025

fiadanana vao2 tsara mifankatiava tahiny Tonpo

Fiadanana eeeFaly manasa atsika rehetra zanaka am-pielezana rehetra , ho tonga hanotrona ny namatsika amin'ny fanokana P...
14/04/2025

Fiadanana eee
Faly manasa atsika rehetra zanaka am-pielezana rehetra , ho tonga hanotrona ny namatsika amin'ny fanokana
PASTEUR sy PIANDRY , izay atao eto amin'ny

FIANGONANA
KRISTY Tsy MANAVAKA
FOIBE MAHITSY
TOBY FENOHASINA
( ANTONGOMBATO Est )

Hoento ny fianakaviana rehetra ary ny namana sy tapaka rehetra
Hiaraka hiombom-bavaka isika rehetra Amen

Salama 37 : 39 a

Tahian'ny Kristy Tompo daholo 馃檹
Neny Carenne

17/03/2025
Zao ny vokatra aty aminay aza manboly de manandala  pitondra kkkkk anaterana vary anaty vilany zalahy reo kkkkkk
20/02/2025

Zao ny vokatra aty aminay aza manboly de manandala pitondra kkkkk anaterana vary anaty vilany zalahy reo kkkkkk

Fiadanana  ma.gahazo M'avo  ray fototra aty aminay  mamoa  eee
20/02/2025

Fiadanana ma.gahazo M'avo ray fototra aty aminay mamoa eee

Fiadanana  mankasitraka
13/02/2025

Fiadanana mankasitraka

13/02/2025

Fiadanana e arabaina antsika tafafoha maraina avy @ fitiavan Andriamanitra zany fa tsy herintsika lirary tontolo andro sanbatra jiaby eee

Fiadanana  么么么  soavamandry daholo miaraka @ Jesosy kristy Amen
11/02/2025

Fiadanana 么么么 soavamandry daholo miaraka @ Jesosy kristy Amen

Address

Pk 27 Atongombato Mahitsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Toby Kristy Tsy Manavaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category