TSARAmasoandro Youth Day ofisialy

TSARAmasoandro Youth Day ofisialy Andron'ny Tanora miaina ny fiainam-panahin'i Md Ignasy avy any Loyola

Sady miarahaba no mirary soa azy mirahalahy isika e. AMDG
02/08/2026

Sady miarahaba no mirary soa azy mirahalahy isika e. AMDG

AMDG Bonne fête de Saint Ignace
31/07/2026

AMDG

Bonne fête de Saint Ignace

31 JOLAY - FAHATSIAROVANA AN'I MASINDAHY IGNACE DE LOYOLA

Teo amin'ny faha 64 taonany, ny 31 jolay 1556, no nahafatesan'i Md Ignace de Loyola tao Roma. 470 taona lasa izay! Io daty nahaterahany any an-danitra io no tsaroan'ny Fikambanan'i Jesoa miaraka amin'ny Eglizy isan-taona.

Ankoatra ny fetin'ny Mpiaro ny Fikambanan'i Jesoa ny 03 janoary (Anara-masin'i Jesoa), dia ity datin'ny 31 jolay ity no daty lehibe manan-danja satria fahatsiarovana ny Mpanorina ny Fikambanana.

Enga anie ny vavaka ataony hamelombelona hatrany ny hafanam-pon'ireo Zezoita rehetra, mbamin'ireo mpiara-miasa aminy, hampamokatra ny asa fanirahana iantsorohana ho voninahitr'Andriamanitra lehibe indrindra.

Md Ignace de Loyola - mivavaha ho anay

=============================================

Miombom-bavaka hatrany isika e AMDG
29/07/2026

Miombom-bavaka hatrany isika e

AMDG

FANAMASINANA - ANTANANARIVO

Hafaliana lehibe ho anay ny manasa antsika hiombom-bavaka amin'ny fanamasinana ny Diakra RANDRIANARIMANGA Laurent Guy, S.J.

Eny amin'ny Kianjan'ny Seminera zandriny Ambohipo ny fotoana ny sabotsy 22 aogositra 2026 amin'ny 8 ora sy 30 minitra

AMDG

=============================================
ORDINATION - ANTANANARIVO

C'est avec une grande joie que nous vous invitons à nous joindre avec votre prière pour l'ordination sacerdotale du Diacre RANDRIANARIMANGA Laurent Guy, S.J.

On se donne rendez-vous au Petit Séminaire d'Ambohipo, le samedi 22 août 2026 à 8h30

AMDG

Mahafaly ny miarahaba azy ireo e ! Mirary soa amin'ny dingam-piainana manarakaAMDG
25/07/2026

Mahafaly ny miarahaba azy ireo e !

Mirary soa amin'ny dingam-piainana manaraka

AMDG

Ho tonga soa ny andro malaza e
21/07/2026

Ho tonga soa ny andro malaza e

FANAMASINANA - AMBOSITRA

An-kafaliana no hanasana antsika rehetra hiombom-bavaka amin'ny fanamasinana ho pretra an'ireto Diakra zezoita ireto : Herinandrasana Ismaël, SJ sy Tolojanahary Jean Léonard, SJ

izay hotanterahina ny
📅Alahady 09 Aogositra 2026
♦️eny amin'ny Kianja Ankanin'ny Marary Maharivo, Ambositra.
🕤Hanomboka amin'ny 8.30 maraina ny Sorona Masina.

Entintsika am-bavaka ho tonga soa ny andro malaza.

==========================================
ORDINATION - AMBOSITRA

Nous sommes heureux de vous inviter à vous unir à notre prière à l'occasion de l'ordination sacerdotale de nos diacres Herinandrasana Ismaël, SJ et Tolojanahary Jean Léonard, SJ

qui se tiendra le
📅Dimanche 09 août 2026
♦️à la Place Ankanin'ny Marary Maharivo, Ambositra.
🕤à 8h30.

En union de prière.

AMDG

12/07/2026
Mahavita soa e.
08/07/2026

Mahavita soa e.

AMDG
06/07/2026

AMDG

Herinandro aorian'ny fanamasinana any Antsirabe dia any Miarinarivo Itasy indray isika no hiara-hisaotra an'Andriamanitra amin'ny fanamasinana ho pretra an'i RABENARIVO Gercot, S.J.

izay hotanterahina ny sabotsy faha 08 aogositra 2026 amin'ny 08 ora sy sasany maraina,
ao amin'ny Katedraly Kristy Mpanjaka Miarinarivo.

Anasana antsika hiombom-bavaka amin'izany fahasoavana hirosoany izany.

AMDG
===================================
Une semaine après l'ordination à Antsirabe, mettons le cap sur Miarinarivo pour l'ordination sacerdotale du Diacre Gercot RABENARIVO, S.J.

La célébration se tiendra le samedi 08 août 2026 à 08h30 à la Cathédrale Christ Roi, Miarinarivo

Vous êtes invités à vous unir à nous par la prière pour le soutenir dans cette nouvelle étape de sa mission.

AMDG

Address

Tsaramasoandro Ambatoroka
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSARAmasoandro Youth Day ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to TSARAmasoandro Youth Day ofisialy:

Shortcuts

Share