08/08/2026
Betsaka ny nanan-kevitra mahakasika ilay asan'Andriamanitra tetsy Analakely, na ny mpanompon'Andriamanitra aza, na mpitarika sy mpampianatra.
Nisy vokany anefa izy iny dia ireny hitanareo ireny ihany fa tsy ho azavaina intsony.
Ho an'Andriamanitra hatrany anefa ny voninahitra, na eo izany. Ary ny fiadananY ho aminao.