13/08/2026
Finaritra ry K**a isany ;😊
Omaly dia nankalaza ny andron'ny Tanora isika.
Mifalia ry Zatovo dieny mbola tanora ianao; ... Mifalia mandrakariva
Ao amin'ny Tompo.
Aza matahoatra fa misy fifaliana miavaka sy mahafinaritra ny asa fanompoana.
Raha manao ianao , dia ataovy am-pifaliana; raha tsy manao ianao dia avia hitady fifaliana manao ny asan'ny Tompo.