Toby 42 Royal Rangers Ankazomanga

Toby 42 Royal Rangers Ankazomanga ๐Ÿ”ฅReach,teach,keep๐Ÿ”ฅ

Miarahaba manonkana anito Chef nohon'ny tsingeritaonany androany Navalona Andriamahaly Mirary fahombiazana ho an'ny Chef...
10/05/2026

Miarahaba manonkana anito Chef nohon'ny tsingeritaonany androany Navalona Andriamahaly
Mirary fahombiazana ho an'ny Chef amin'ny asan'ny Fanompohany ๐Ÿ™๐Ÿ’—

Mitohy Foana tsy mijanona raha tsy vita n'y Iaraka lehibe       Toby 42 Royal Rangers Ankazomanga Man Dresy Jiiss Maiia ...
04/05/2026

Mitohy Foana tsy mijanona raha tsy vita n'y Iaraka lehibe



Toby 42 Royal Rangers Ankazomanga
Man Dresy
Jiiss Maiia
Navalona Andriamahaly
Mesa Ka
สšลษž Ni-Aiko

Tanora manana ho avy tsara Zava misy Zao ve no mamaritra n'y ho avy ??? Tsy misy mahalala n'y ho avy fa afaka ho azonao ...
23/04/2026

Tanora manana ho avy tsara

Zava misy Zao ve no mamaritra n'y ho avy ???

Tsy misy mahalala n'y ho avy fa afaka ho azonao antoka n'y ho avy rehefa Andriamanitra miaraka aminao

I samoela 16:6/7
Eliaba Dia lehilahy mpiady n'y Isiraely nefa tsy nandresy n'y fahavalo izy ?
I samoela 17 :47
Davida mpiandry ondry naharesy n'y fahavalo tsy resy n'y miaramila mpiady

Tanora manomana ho avy tsy miakina amin'ny Zava misy eo antanana fa miakina amin'ny Andriamanitra

๐Ÿฅ‡Tsy tara enao fa fanombohana tsara lavitra no homanin'Andriamanitra anao ๐Ÿ’—

Partie Pakopako ๐ŸฅฐTanora manana ho avy tsara miaraka amin'i Jesosy ๐Ÿฅ‡Fifaliana,Fifampizarana,Fanantena indray Tanora manan...
23/04/2026

Partie Pakopako ๐Ÿฅฐ
Tanora manana ho avy tsara miaraka amin'i Jesosy

๐Ÿฅ‡Fifaliana,Fifampizarana,Fanantena indray

Tanora manana ho avy tsara

Fifaliana ho an'ny Toby 42 Royal Rangers Ankazomanga n'y manolotra commander vaovao andray n'y anjara asa fanompoany eto...
20/04/2026

Fifaliana ho an'ny Toby 42 Royal Rangers Ankazomanga n'y manolotra commander vaovao andray n'y anjara asa fanompoany eto anivon'ny Toby 42
Navalona Andriamahaly
Jiiss Maiia

Ho amintsika anie ny Fasohavan'Andriamanitra sy fiadanana Tompo         Ho antsika Tanora Ankazomanaga sy manodidina ๐ŸฅฐFi...
17/04/2026

Ho amintsika anie ny Fasohavan'Andriamanitra sy fiadanana Tompo

Ho antsika Tanora Ankazomanaga sy manodidina ๐Ÿฅฐ

Fifaliana ho anay eto anivon'ny Toby 42 Royal Rangers Ankazomanga n'y manasa anao

โ—Tanora manana ho avy tsara
Fiankohofana Fiderana Tenin'Andriamanitra Partie pakopako + jus

โœ๏ธAza mandeha irery fa mitondra namana



tsara ho fantatra momba ny fiangonana
15/04/2026

tsara ho fantatra momba ny fiangonana

Fiadanana,

Hafatra avy amin'ny Filoha Pasteur Rijamamy Be Arthur Lala

๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜†

Ny fiangonana Assemblรฉe de Dieu dia fiangonana misy eran-tany ary efa maherin'ny 100 taona no nisiany. Tsy misy firenena alehanao ka tsy misy ๐˜ผ๐™จ๐™จ๐™š๐™ข๐™—๐™ก๐™šฬ๐™š ๐™™๐™š ๐˜ฟ๐™ž๐™š๐™ช.

Nihaona tamin'ny filohan'ny fiangonana any Soudan du Sud aho andro vitsy lasa izay. ๐™†๐™– ๐™ฃ๐™– ๐™™๐™ž๐™– ๐™›๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™– ๐™จ๐™ž๐™ก๐™–๐™ข๐™ค aza i Soudan, dia misokatra ny fiangonana, ka tao anatin'ny fotoana fohy dia efa misy Assemblรฉe de Dieu miisa 51 any. Vaovao tsara izany.

Any Egipta ihany koa dia mandroso tsara ny fiangonana.

๐—˜๐˜๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜†, ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ 55 ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜† . ๐—ก๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ป'๐—ถ ๐—๐—ฒ๐˜€๐—ผ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ท๐—ผ๐—ฟ๐—ผ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—ฎฬ€๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ธ๐—ผ๐—ฎ .

Manana statut sy rรจglement intรฉrieur mazava tsara, manana hatramin'ny NIF sy taratasy ara-dalร na. Ny bokim-bolan'ny fiangonana dia voamarin'ny fanjakana isan-taona.

๐™‰๐™ฎ ๐™ฅ๐™–๐™จ๐™ฉ๐™š๐™ช๐™ง ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™™๐™ž๐™– ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™™๐™–๐™ก๐™ค ๐™›๐™ž๐™ค๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™จ๐™š๐™ ๐™ค๐™ก๐™ฎ ๐™ฉ๐™๐™šฬ๐™ค๐™ก๐™ค๐™œ๐™ž๐™ฆ๐™ช๐™š ๐˜ผ๐™จ๐™จ๐™š๐™ข๐™—๐™ก๐™šฬ๐™š ๐™™๐™š ๐˜ฟ๐™ž๐™š๐™ช ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™ฎ 3 ๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ฃ๐™–, ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™จ๐™ฉ๐™–๐™œ๐™š 1 ๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ฃ๐™–, ๐™ซ๐™–๐™ค ๐™๐™ค๐™จ๐™ค๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– ๐™๐™ค ๐™ฅ๐™–๐™จ๐™ฉ๐™š๐™ช๐™ง ๐™ง๐™–๐™๐™– ๐™ข๐™–๐™๐™–๐™›๐™š๐™ฃ๐™ค ๐™›๐™š๐™ฅ๐™š๐™ฉ๐™ง๐™– .

Maro no manana diplรดme licence en thรฉologie, ary misy koa ireo mahazo maรฎtrise en thรฉologie.

Misy ihany koa ny sekolin'ny misiona izay manofana ireo manana antso ho misionera, na hiasa eto an-toerana na any ivelany.

Nolazaiko ireo rehetra ireo mba ho fantatsika fa tsy fiangonana mijorojoro foana akory ny Assemblรฉe de Dieu, fa manana ny toerany sy ny rafitra mazava, ary tsy mbola nanana olana teto amin'ny firenena.

Mivavaka ho an'ny firenena izy ary indrindra tsy mitory afa-tsy ny Soratra Masina, izay mitarika ny olona ho amin'Andriamanitra sy ny fiainana mandrakizay.

Iangaviako mba ho zaraina ity teny ity.

Samia mahery ary ho tahin'ny Tompo hatrany.

Hoy Jesosy:

""๐‘จ๐’“๐’š ๐‘ฐ๐’›๐’‚๐’‰๐’ ๐’Ž๐’Š๐’๐’‚๐’›๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’๐’‚๐’ ๐’Œ๐’๐’‚: ๐‘ฐ๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’๐’ ๐‘ท๐’†๐’•๐’†๐’“๐’‚, ๐’‚๐’“๐’š ๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’Š๐’'๐’Š๐’•๐’š ๐’—๐’‚๐’•๐’๐’๐’‚๐’Ž๐’‘๐’š ๐’Š๐’•๐’š ๐’๐’ ๐’‰๐’‚๐’๐’“๐’Š๐’Œ๐’ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’‚๐’๐’ˆ๐’๐’๐’‚๐’Œ๐’; ๐’‚๐’“๐’š ๐’๐’š ๐’—๐’‚๐’—๐’‚๐’‰๐’‚๐’…๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’‚๐’Š๐’๐’‚๐’-๐’•๐’”๐’š ๐’‰๐’Š๐’•๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’‰๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’†๐’”๐’š ๐’‚๐’›๐’š."

Matio 16:18

๐Ÿ™๐Ÿ™
14/04/2026

๐Ÿ™๐Ÿ™

โœจ salama namako oh salama namako oh
๐ŸคSalama salama
๐Ÿ™Hitahy anao Andriamanitra,hitahy anao Andriamanitra
๐Ÿค๐ŸคSalama saaaaaaalaaaama๐Ÿ™๐Ÿ™

๐—๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐—ป๐—ฒฬ๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ๐˜€ ๐—˜๐—ป๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€ ๐Ÿ‘ฆ๐Ÿ‘ง๐Ÿ‘ถ

27 Juin 2026 ao Antsahamanitra

๐Ÿ“ŒEfa misy ireo fandaminana napetraka isakin'ny Zone โœ…

๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃMbola misy zavatra mahasoa koa ao amin'ny commentaires ๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃ

Fifaliana ho anay eto anivon'ny Toby 42 Royal Rangers Ankazomanga ny manasa anao  โœ…Tanora ve Enao : โ—Homany dieny zao ny...
13/04/2026

Fifaliana ho anay eto anivon'ny Toby 42 Royal Rangers Ankazomanga ny manasa anao

โœ…Tanora ve Enao :
โ—Homany dieny zao ny ho avy nao
โ™ฅ๏ธAfaka manana ho avy mamiratra ianao
๐ŸŒ’Tsy tara enao fa fanombohana tsara lavitra no homanin'ny Tompo ho anao

๐Ÿ™ˆHisy fiaraha minana Pakopako

Hisy hafatra manokana hoan'ny tanora
๐Ÿ™Aza mandeha irery ianao fa mitondra namana



mpianatra

Isaoran'Andriamanitra ny amin'ny fotoana tanteraka androany .Izy anie no homem-boninahitra Isaorana ny mpanompon'Andriam...
12/04/2026

Isaoran'Andriamanitra ny amin'ny fotoana tanteraka androany .
Izy anie no homem-boninahitra
Isaorana ny mpanompon'Andriamanitra
Maheri Zo Andriamamonjy
Isaorana ny concile Toby Toavina Rajaonarivelo
Francia Rafaliarimanana
Isaorana ny commander
Man Dresy
สšลษž Ni-Aiko
Navalona Andriamahaly
Mesa Ka
Felana Andriamamonjy
Jiiss Maiia

Isaorana ny ekipa ny Talenta Hanitr'i Kristy na THK Olivienne Fanantenana

Maro ny Fitiavana niverina ho amin'i Jesosy indray ๐Ÿฅฐ ๐Ÿค

Toby 42 Royal Rangers Ankazomanga


mpianatra

Faly miarahaba anao izahay atao amin Toby Royal rangers ankazomanga Mitoboha fasohavana pasteur ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅณ
26/02/2025

Faly miarahaba anao izahay atao amin Toby Royal rangers ankazomanga
Mitoboha fasohavana pasteur ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅณ

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Toby 42 Royal Rangers Ankazomanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share