Departemantan'ny Serasera Diosesin'Antananarivo - DSDA

Departemantan'ny Serasera Diosesin'Antananarivo - DSDA Ny Departemantan’ny Serasera dia iray amin’ireo rafitra iray mijoro
eto anivon’ny EEM Diosesin’Antananarivo araka ny tapaka
nandritra ny Synoda Faha 13.

12/06/2026
07/06/2026

ALAHADY 7 JONA 2026

Fivavahana miaraka amin'ny Komoniona Masina.

Mivantana Santa Filipo sy Santa Jakoba Ankadifotsy.

02/06/2026

ZOMA sy SABOTSY 5/6 jona zaika ny reninjaza PAROASY MORAMANGA any ANTSOROMISA
ALAHADY 07 jona Voka-dehibe fiangonana ANTSOROMISA
tongava maro

‎🎶 𝐊𝐀𝐎𝐍𝐒𝐄𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐊𝐋𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 – 𝐉𝐎𝐁𝐈𝐋𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀-𝟏𝟓𝟎 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 🎶‎‎Ho fankalazana ny faha-150 taonan'ny Fiangonana, dia manasa ant...
20/05/2026

‎🎶 𝐊𝐀𝐎𝐍𝐒𝐄𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐊𝐋𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 – 𝐉𝐎𝐁𝐈𝐋𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀-𝟏𝟓𝟎 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 🎶

‎Ho fankalazana ny faha-150 taonan'ny Fiangonana, dia manasa antsika rehetra ny Komitin-jobily hanatrika Kaonseritra Klasika miavaka sy manan-tantara, izay tsy fahita firy eto amintsika.

‎📅 𝐙𝐨𝐦𝐚 𝟐𝟗 𝐌𝐞𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔
‎🕖 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝟕 𝐨𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐫𝐢𝐯𝐚
‎📍 𝐍 𝐂𝐨𝐧𝐯𝐞𝐧𝐭𝐢𝐨𝐧 – 𝐍𝐎𝐕𝐎𝐓𝐄𝐋 𝐀𝐥𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐚

‎Hankalazaina amin'izany ny hira masina sy klasika, anisan'izany ny Sainte Cécile sy ireo hymnes malagasy tamin'ny taonjato faha-XIX, hotanterahin'ireo mpanakanto sy mpihira manana traikefa ambony, miaraka amin'ny orkesitra Jejy mozika.

‎🎟️ Fandraisana anjara:

‎- 𝐕𝐕𝐈𝐏 : 𝟐𝟎𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫
‎- 𝐕𝐈𝐏 : 𝟏𝟎𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫
‎- 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚̀𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐨𝐭𝐫𝐚 (𝐆𝐎𝐋𝐃) : 𝟓𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫

‎🎼 𝑵𝒚 𝒎𝒐𝒛𝒊𝒌𝒂 𝒌𝒍𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒅𝒊𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒍𝒂𝒎𝒃𝒐𝒍𝒚 𝒇𝒐𝒕𝒔𝒊𝒏𝒚, 𝒇𝒂 𝒍𝒂𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒂𝒚 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒕𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒉𝒚, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒐𝒏𝒚, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒇𝒂𝒏𝒕𝒐𝒌𝒂, 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒃𝒆𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒔𝒂𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 𝒂𝒓𝒚 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒓𝒂𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒎𝒐𝒏𝒊𝒏𝒂.

‎⚠️ Tsy manampaharoa ity kaonseritra ity!
‎Seho tokana, kalitao avo lenta, ary voafetra tokoa ny toerana.

‎👉 Koa aza miandry ela — vonjivonjeo dieny izao ny fanasànao!
‎Andao hiara-hankalaza ny Jobily amin'ny fomba mendrika sy manandratra ny kolontsaina sy ny finoana.

‎📞 𝐈𝐧𝐟𝐨𝐥𝐢𝐧𝐞 :
‎𝟎𝟑𝟒 𝟏𝟔 𝟕𝟗𝟗 𝟗𝟏 / 𝟎𝟑𝟐 𝟎𝟓 𝟑𝟔𝟔 𝟒𝟖

‎Tongava maro, ento ny namana sy ny fianakaviana — ho alina tsy hay hadinoina! ✨

Jobily faha 150 taona Avaratranjoma

18/05/2026

‼️ FANAMBARAN'NY MGR RANARIVELO SAMOELA JAONA - EVEKAN'NY DIOSESY ANTANANARIVO SY FILOHAN'NY FFKM

Manomboka androany 18 Mey 2026 ny fihaonamben'ny FFKM izay tanterahana eny amin'ny Fofikri Ilafy. Araka ny fanambarana nataon'ny Mgr RANARIVELO Samoela Jaona - Filohan'ny FFKM dia " tsy fikaonandoha araka ny resaka mandeha etsy sy eroa io akory fa fanomanana ny raharahan'ny Ffkm eo anatrehan'ny adidy aman'andraikitra nankinin'ny firenena aminy ".

Rahampitso Talata 19 Mey 2026 ao am Fjkm Ankadikely Ilafy ny fanokafana ny fotoana ary ny faha 21 Mey kosa ny famaranana izany eny amin'ny Ecar Antanimena.

14/05/2026

Alakamisy 14 May 2026

Fivavahana miaraka amin'ny Komoniona Masina tarihin'i MGR Darrell
FANENDRENA PRESBYTERA an'ireo DIAKONA 3 mirahalahy Sady famaranana SYNODA ny diosesin'ny Mahajanga

Manome fotoana antsika rehetra rahampitso tolak'andro 😇.
Mivantana Katedraly Santa Lioka Mahajanga.

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261322914568

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Departemantan'ny Serasera Diosesin'Antananarivo - DSDA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Departemantan'ny Serasera Diosesin'Antananarivo - DSDA:

Share