FJKM Andraisoro - Taotrano

FJKM Andraisoro - Taotrano Fifampitam-baovao momba ny Fanorenana - Komity ny Taotrano. Fifampitam-baovao mikasika ny fananganana VOALOBOKA avy amin`ny Komity ny Taotrano.

09/01/2024

Ary hoy Jehovah taminy:
Efa reko ny vavakao sy ny fifonanao izay nataonao teo anatrehako; koa efa nohamasiniko ity trano nataonao ity mba hampitoerana ny anarako mandrakizay: ary ho amin'ity mandrakariva ny masoko sy ny foko.

— I Mpanjaka 9 : 3

31/12/2023

Koa mitandrema; fa Jehovah efa nifidy anao hanao trano ho fitoerana masina; dia mahereza ka mahefà. — I Tantara 28 : 10

Tsiahy ny taona 2017
08/12/2023

Tsiahy ny taona 2017

03/12/2023

Alahadin'ny Mpitandrina 3 Dec 2023.
An'Andriamanitra irery ny Vononahitra.

08/10/2023

NY Vokovokomanga FJKM Andraisoro dia mabolotra antsika :

22/08/2023
13/08/2023

Ny FDL FJKM Andraisoro Kristy Fehizoro miara midera an'Andriamanitra miaraka @ Antsa an'i Kristy androany 13/08/2023

Fa hevero ny fiantsoana anareo, ry rahalahy, I Korintiana 1 : 26a
16/07/2023

Fa hevero ny fiantsoana anareo, ry rahalahy,

I Korintiana 1 : 26a

Address

FJKM Andraisoro Kristy Fehizoro
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Andraisoro - Taotrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FJKM Andraisoro - Taotrano:

Share