FJKM Ambatomena - communication

FJKM Ambatomena - communication Tambazotra hanomezana vaovao momba ny FJKM AMBATOMENA sy ny SAMPANA VELONA REHETRA

Tambazotra natao:
- hizarana ny vaovao mahakasika ny FITANDREMANA FJKM AMBATOMENA
- hizarana ny vaovao rehetra momba ny SAMPANA sy SAMPAN'ASA
- hanarahana ny VIDEO FACEBOOK LIVE ny fotoan-dehibe sy ny hetsika rehetra ao
- hanarahana ny TORITENY VIDEO EN DIRECT, araka izay tratra
- TSY MAHASOLO NY BIRAOM-PIANGONANA
- TSY MAMALY NY FANONTANIANA MAHAKASIKA NY FIAINAN'NY FITANDREMANA NA NY SAMPANA

Fokonolona Rainitsopay
23/08/2026

Fokonolona Rainitsopay

Antoko Havoana
23/08/2026

Antoko Havoana

Andiany Mandla
23/08/2026

Andiany Mandla

Andiany fody
23/08/2026

Andiany fody

Antoko ala
23/08/2026

Antoko ala

Fihaonam-be ny Sampana Tanora Kristiana Nosy beFiaingana eto ampiangonana
23/08/2026

Fihaonam-be ny Sampana Tanora Kristiana Nosy be
Fiaingana eto ampiangonana

23/08/2026

Fanompoam-pivavahana 23 aogositra 2026

Hanantareaka famangiana isika fiangonana ry havana.  Ny razana dia hiditra ao ampiangonana amin'ny Alahady 23 Aogositra ...
21/08/2026

Hanantareaka famangiana isika fiangonana ry havana.
Ny razana dia hiditra ao ampiangonana amin'ny Alahady 23 Aogositra amin'ny 6ora maraina. Ka tonga dia amin'ny fotoana io isika no hanatanteraka ny famangiana.
Koa samia ary isika mihomana sy mandamina fotoana.
Ny Mpitandrina

21/08/2026
Andeha hilasy antsaha zareeeeeo 😊Teny andalana nandeha dia nisakafo teo Antsapanana tao amin'ny restaurant an'i sefo Har...
21/08/2026

Andeha hilasy antsaha zareeeeeo 😊

Teny andalana nandeha dia nisakafo teo Antsapanana tao amin'ny restaurant an'i sefo Hardy

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342047716

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ambatomena - communication posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share