ZapAnta

ZapAnta Mivavaka_Mitory_Miara-miasa
Fikambanan'ny Zanaka Pastora FLM izay mipetraka eto @ SpAnta Zanaka Pastora Loterana synodam_paritanin'Antananarivo .

⛪ FLM SP A N T A ⛪« koa mandehana hianareo,dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra » - Matio 28 : 19a⏯️ ISAN-TAONA SPAN...
19/08/2026

⛪ FLM SP A N T A ⛪

« koa mandehana hianareo,
dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra » - Matio 28 : 19a

⏯️ ISAN-TAONA SPANTA- XXV

📅 26 – 30 Aogositra 2026

📍 FILEOVANA TANJOMBATO

TOERANA :
ZONE FORELLO TANJOMBATO

- FAMPIANARANA
- TORITENY
- VAVAKA
- HIRA
- FANKALAZANA

Dia any indray isika mihaona 👋🏼♥️

- Mpamoronkira ve ianao sa mpanamboatra feonkira ? - Vonona hiara-hiasa ve ianao ho fiderana ny anaran'Andriamanitra ? F...
17/08/2026

- Mpamoronkira ve ianao sa mpanamboatra feonkira ?
- Vonona hiara-hiasa ve ianao ho fiderana ny anaran'Andriamanitra ?

Fiadanana e ✅

Izahay ZaPAnta dia vonona handray raha misy hira any aminareo ka foinareo omena anay
Sady mitady mpiara-miasa koa izahay ho mpamokatra ny feonkira na ny hira mihitsy aza izay rehetra hirainay

Koa raha vonona ianao hidera an'i Jesosy dia afaka miteny amin'ny commentaires, na miditra message mivantana amin'ny pejy, na koa miantso na mandefa whatsapp amin'ny (0384939052)

Fifaliana ho anay ny miara-midera ny Tompo aminareo ✅♥️
Ny voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.

Finaritra daholo! 🙏Mamerina ny fiantsoana ireo Zanaka Pastora eto amin’ny Synodam-paritany Antananarivo izahay, izay von...
17/08/2026

Finaritra daholo! 🙏

Mamerina ny fiantsoana ireo Zanaka Pastora eto amin’ny Synodam-paritany Antananarivo izahay, izay vonona hiditra sy hiara-hiasa amin’ny Antoko Mpihira Zapanta. 😁♥️

Maro ny activité ataontsika, ka ireo tena vonona hidera sy hanompo an’Andriamanitra no antsoina. Tsy mifidy taona, ary tsy sakana koa ny halaviran-toerana satria afaka mifandray amin’ny Facebook sy WhatsApp isika. 🫶🏼

Raha Zanaka Pastora ianao ary vonona hidera an’Andriamanitra miaraka aminay, dia afaka mametraka commentaire eto ambany. 🙏🎶

Ho aminareo anie ny fiadanan’i Tompo.
Amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo. Amen.

01/01/2026

Izahay ZaPAnta dia miarahaba antsika rehetra nahazo taona vaovao ❤️

Andriamanitra be fahasoavana anie hanome antsika ny soa sy ny tsara rehetra ho an'ity taona 2026 ity

Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany — Jeremia 29 : 11 🥳✨

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZapAnta posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share