MJA Distrika Antsahasoa

MJA Distrika Antsahasoa Pejy fampitam-baovao - fizarana sy fanaovana tatitry ny hetsika JA Dis'Antsa.

🔥DIABEN'NY FIAINANA MISY FIANTRAIKANY 🎯Daty : Sabata 05 avrily 2025⚠️Toerana hiaingana : ✅EPP Ankadilalana✅Toby Ratsiman...
27/03/2025

🔥DIABEN'NY FIAINANA MISY FIANTRAIKANY

🎯Daty : Sabata 05 avrily 2025

⚠️Toerana hiaingana :
✅EPP Ankadilalana
✅Toby Ratsimandrava Andrefan'Ambohijanahary
✅Mpivarotra voninkazo Anosibe
✅Arret bus Ambohijatovo ambony
✅ Radio Nasionaly Anosy

🕢Ora : 7h30

⚠️Toerana hahatongavana :
✅Kianja Mitafo Mahamasina

🕣Ora : 8h30

🚨Samy afaka manatona ny toerana akaiky azy ny tanora rehetra

🛑Tsara kosa raha mifanantona ny distrika sy faritra.





🔥VAOVAO VAO MAFANA🔥🛑Satria voalohany sy sambany eo amin'ny tantara ny fanamarihana ny Andro Manerantany ho an'ny Ambasad...
20/03/2025

🔥VAOVAO VAO MAFANA🔥

🛑Satria voalohany sy sambany eo amin'ny tantara ny fanamarihana ny Andro Manerantany ho an'ny Ambasadaoro.

🎯'Ndao homarihina amin'ny fomba manokana izany.

✅Antsoina : Ny Ambasadaoro sy ny Zoky
✅Faritra : Analamanga 1.2.3.4.5.6
✅Toerana : Kianja Mitafo Mahamasina
✅Daty : Sabata 05 avrily 2025 tontolo andro
✅Ora : 8h30

👉Manaova fanamiana ara-dalàna👈

 fans Eny Ambanidia manoloana ny 2ème Arrondissement izany ny fotoanantsika rahampitso e.Tongava daholo, Explo (15 ans),...
18/03/2025

fans

Eny Ambanidia manoloana ny 2ème Arrondissement izany ny fotoanantsika rahampitso e.

Tongava daholo, Explo (15 ans), Ambassadeur, Zoky, ...

Eh! Sao varimbariana ka ho tara ise.
F'efa nivoaka io anie ilay lamina e
'ndao ary ho raisina ka ampitaina
Taitairo kely raha misy malaina

📅 Alarobia 19 Marsa 2025
🕐 Amin'ny 01 ora tsy diso
🚩 Biraon'ny Bobiroritany faharoa Ambanidia

✅ Misoràta anarana any amin'ny CR 😉
✅ Mitondrà rano fisotro sy satroka ☺️
✅ FANAMIANA KILASY B🙏

12/03/2025

📢 FILAZANA FAMPATSIAHIVANA

Ho antsika JA Analamanga 3 rehetra tsy mbola nahefa ny assurance taona 2025. Mba hahafahana miatrika am-pilaminana sy am-pitoniana ny hetsika rehetra mandritra ny taona dia amporisihina isika hanatanterana ny Assurance ARM izay hany manankery manerana ny UNION misy antsika.

Toy izao avy ireo lamina momba izany:
➡️ Angonina isam-piangonana ny vola sy ny lisitra
➡️ Atambatra ny isaky ny Distrika ka aterin'ny CD any amin'ny UNION
➡️ Rehefa vita izay dia entina miaraka amin'ny lisitra tambatra any amin'ny FMC ny reçu nandoavam-bola

Ezaho tsy hisy takosina ny lisitra ary mba vutaina mialoha any an-trano (any am-piangonana) 🥺

✅ 1$ na 5 000 Ar ny an'ny Mpisantatra sy Mpisavalalana
✅ 1,15 $ na 5 500Ar ho an'ny zokiny rehetra

📅 Ny faran'ny volana marsa izao (31 marsa 2025) no fara-fanaterana azy.

🕰 TIC TAC 🕰Eh ! 2 ANDRO SISA dia tapitra ny fisoratana anarana ho amin'ilay lasy fiofanana eny FOFIKRI Ilafy 😬 ! 😉 Amin'...
28/02/2025

🕰 TIC TAC 🕰
Eh ! 2 ANDRO SISA dia tapitra ny fisoratana anarana ho amin'ilay lasy fiofanana eny FOFIKRI Ilafy 😬 !

😉 Amin'ny 2 marsa izao no fara-fisoratana anarana 😁 Aza tara ah 😉

🔴🔴🔴️ LASY FITSIDIHAN'NY DEPARTEMANTA SY IREO STAFF MJA FMC

⭕⭕⭕ Lohahevitra : HANDEHA AHO ARAKA NY FITARIHAN'NY FANAHY Rom 8:14

📢 RAN1.2.3.4.5.6 TANDREMO 📢

♦ Toy izao ny andinindininy :

🫴 Daty : 06-09 Martsa 2025
⛪️ Toerana : FOFIKRI ILAFY
🫴 Frais Généraux : 6000ar isakin'ny mpitarika
🫴 Sakafo : Fiangonana, secteur na Distrika
🫴 Fitaovana entina : Cahier 100 pages, stylos 3 couleurs, bidon 1 isam-piangonana
🫴 Fatoriana : Sous-tente
🫴 Ireo antsoina : Mpisehatra amin'ny tanora rehetra (mpitarika, mpiandraikitra, filoha mpitarika, filoha mpiandraikitra, staffny tanora, loholon'ny tanora,...)
🫴 Fisoratana anarana : Aterina eo anivon'ny distrika ary ny CD no maka izany miaraka amin'ny Frais Généraux, alohan'ny faha 02 Martsa 2025

🕗 Fahatongavana eny amin'ny toerana hilasiana : Alakamisy 06 Martsa 2025 amin'ny 7 ora maraina tsy diso

⭕⭕⭕ «Tsy amin’ny herin-tafika na amin’ny fahatanjahanao no hahatanterahanao andraikitra fa kosa amin’ny Fanahiko, hoy Izaho TOMPOn’izao rehetra izao. Zakaria 4:6»

🔴🔴🔴 JA ANALAMANGA 1-6

☝️ VONONA MANDRAKARIVA
☝️ FALY MANDRAKARIVA
☝️ VONONA HANOMPO AN'ANDRIAMANITRA


Efa voasoratra anarana daholo ve isika eto amin'ny Distrika.Tzdidio fa fiofanana sy fandraisana toromarika ho an'ny mpit...
25/02/2025

Efa voasoratra anarana daholo ve isika eto amin'ny Distrika.

Tzdidio fa fiofanana sy fandraisana toromarika ho an'ny mpitarika rehetra no any an!
Ary tsy ho diso anjara ireo misehatra amin'ny fikirakirana ny seraseran'ny JA (Fiangonana, Distrika, Faritra,...)

🔥🔥🔥
Vaovao vao mafana.

🎯Ankoatran'ireo fiofanana marobe amin'ny fitantanana ny klioba isan-tsokajiny.

🎯Hisy fampiofanana ihany koa ho an'ny tanora liana amin'ny resaka serasera any amin'ny FOFIKRI ILAFY

🎯 Misoràta anarana haingana


Faly miarahaba antsika rehetra.Ety am-piandohana dia tiana ny hisaotra antsika nanaraka fandaminana na dia efa samy dodo...
18/02/2025

Faly miarahaba antsika rehetra.

Ety am-piandohana dia tiana ny hisaotra antsika nanaraka fandaminana na dia efa samy dodona tamin'ilay AFTER CAMP aza.

Indro zaraina amintsika ny vaovao farany mahakasika izany, Ny Alahady izao dia miantso ireo:
- Mpitarika isan-tsokajy rehetra
- Loholon'ny Tanora rehetra
- Ny Filoha Mpitarika rehetra
- Ny Filoha Mpiandraikitra rehetra
- Ny tanora 16 taona no miakatra rehetra

ho tonga hivory noho ireto antony manaraka ireto:

• Dinik'asa eto amin'ny Région (IMPACT, Lasy FMC FOFIKRI, Mission Caleb 'vaky lay', Camporée IOUC, ...)
• FANANGANANA STAFF TEAM Région Analamanga 3
• AFTER CAMP: tatitra sy fizarana certificat

Miomàna ary: ALAHADY 23 FEBROARY 2025
ao amin'ny FIANGONANTSIKA AO Antsahasoa
manomboka amin'ny 09 ora maraina.

Faly miarahaba antsika rehetra.Ny tompon'ankaikitry ny PCM eto anivon'ny Federasiona Madagasikara Afovoany dia faly mano...
13/02/2025

Faly miarahaba antsika rehetra.

Ny tompon'ankaikitry ny PCM eto anivon'ny Federasiona Madagasikara Afovoany dia faly manolotra ho anao fandaharana manokana nampitondraina ny lohateny manao hoe "ny tena fitiavana" hiaraha amin'ireo mpanofana (ara-panahy sy ara-pahasalamana) dia ny Pasteur Andriamparatiana Fanerasy ny Professeur Rakotovao Hanitrala Jean Louis.

Manasa anao araka izany hanaraka ny pejy JA FMC - Pejy Ofisialy sy RADIO OASIS TANA 106.4 FM ny Zoma 14 febroary 2025.

Faly miarahaba antsika.🔜 LASY FIOFANANA SY  FAMPITANA TOROMARIKA avy amin'ny Departemantan'ny Tanora sy ireo STAFF MJA- ...
22/01/2025

Faly miarahaba antsika.

🔜 LASY FIOFANANA SY FAMPITANA TOROMARIKA avy amin'ny Departemantan'ny Tanora sy ireo STAFF MJA- FMC

⚪ JA Analamanga 1,2,3,4,5,6

🗓️ ALAKAMISY 6 - ALAHADY 9 MARTSA 2025

📢 IREO ANTSOINA :

♦️ STAFF TEAM miisa 21 isaky ny faritra ( Mpitarika/Mpiandraikitra 3 isaky ny klioba {Mpisantatra, Mpisavalalana, Ambasadaoro, Zoky, PCM}, olona 3 hisahana ny fampitana ordre serée, olona 3 hiandraikitra ny seraseran'ny faritra)
♦️ Master Guide rehetra
♦️ Master Leader rehetra
♦️ Mpandrindra rehetra isaky ny distrika
♦️ Mpitarika sy Mpiandrakitra rehetra isam-piangonana

↗️ Aoka samy hiomana dieny izao sahady isika rehetra!

↪️ Ampitaina amintsika eto amin'ny pejy amin'ny fotoana manaraka ny toerana sy ny fandaminana rehetra

09/01/2025

Manana fakan-tsary ve ise?
Manana drone ihany koa ?
Ho an'ise mihitsy ity hafatra ity !
Ilazao ny namanao


Address

Ankaraobato
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MJA Distrika Antsahasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share