FPVM Anjarasoa Lapan'ny Ray Itaosy

FPVM Anjarasoa Lapan'ny Ray Itaosy Isaia 58:11

"Ary Jehovah hitari-dàlana anao mandrakariva, sady hahavoky ny fanahinao ao amin'ny tany karakaina aza, sy hampahatanjaka ny taolanao; Dia ho tahaka ny saha vonton-drano hianao, sy ho tahaka ny loharano miboiboika izay tsy mety ritra."

26/08/2026

Amin 03 maraina dia izao no miandry anao tany amin Tafika Masina😅😅...MIFOHAZA amin’izay afaka 05 mn ny fanompoam-pivavahana😄

23/08/2026

Part II fotoam-bavaka alahady 23 aogositra 2026

23/08/2026

TAFIKA MASINA 2026, iarahana amin'ny FPVM Anjarasoa Lapan'ny Ray Itaosy eto NAMORONA. Fotoambavaka sy fanaovana Batisa ireo resilahatra ka nanolotena nandritry ny asa natao tao anatin'izay herinandro izay, faranana amin'ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo. "LOHARANO MIBOIBOIKA TOU"

22/08/2026

TAFIKA MASINA 2026, iarahana amin'ny FPVM Anjarasoa Lapan'ny Ray Itaosy, eto NAMORONA. "LOHARANO MIBOIBOIKA TOUR".

20/08/2026

TAFIKA MASINA 2026, FPVM Anjarasoa Lapan'ny Ray ItaosyLOHARANOMIBOIBOIKA TOUR, eto amin'ny FPVM APAO(Mananjary).

18/08/2026

TAFIKA MASINA 2026, eto AMBINANY(Mananjary) tanterahiny FPVM Anjarasoa Lapan'ny Ray Itaosy. "LOHARANO MIBOIBOIKA TOUR".

18/08/2026

part 2

18/08/2026

TAFIKA MASINA 2026, FPVM Anjarasoa Lapan'ny Ray Itaosy. Mitondra ny lahevitra hoe "LOHARANO MIBOIBOIKA TOUR". Eto Aboakotry(Mananjary).

17/08/2026
🙏 TAFIKA MASINA 2026 – LOHARANO MIBOIBOIKA 🙏📅 15–24 Aogositra 2026📍 Namorona, Mananjary – Grand Sud-EstFotoam-pivavahana...
12/08/2026

🙏 TAFIKA MASINA 2026 – LOHARANO MIBOIBOIKA 🙏

📅 15–24 Aogositra 2026
📍 Namorona, Mananjary – Grand Sud-Est

Fotoam-pivavahana entina mizara ny Tenin’Andriamanitra, mitondra fanantenana ary manamafy ny finoana.

⛪ Hisy ny toriteny, vavaka, hira sy dihy, ary Porte à porte.

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Telephone

+261348536765

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FPVM Anjarasoa Lapan'ny Ray Itaosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FPVM Anjarasoa Lapan'ny Ray Itaosy:

Shortcuts

Share

Category