VFL Fjkm Vontovorona Fanantenana

VFL Fjkm Vontovorona Fanantenana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from VFL Fjkm Vontovorona Fanantenana, Religious organisation, Vontovorona, Antananarivo.

18/07/2025
Ny VFL Vontovorona Dia manasa anao hanjifa ny diary 2025 izay ahitanao:1) Ny rafitra sy ny biraon'ny sampana AO amin'ny ...
19/01/2025

Ny VFL Vontovorona Dia manasa anao hanjifa ny diary 2025 izay ahitanao:
1) Ny rafitra sy ny biraon'ny sampana AO amin'ny fitandremana;
2)Ny tantaran'ny VFL Vontovorona
3)Ny diary miaraka amin'ireo teny vakiana isaky ny alahady, ny iray volan'ny sampana, ny lohahevitra sy ireo loko litorjika
4)Ireo orinasa madinika mety ilainao miara-miasa amin'ny VFL Vontovorona
Manasa anao hanjifa azy amin'ny vidiny 25 000Ar

Finaritra.Tongava manao fitiliana maimaim-poana ny DIABETA AO amin'ny ANKANY FJKM Vontovorona hijerenao ny toe-pahasalam...
16/01/2025

Finaritra.Tongava manao fitiliana maimaim-poana ny DIABETA AO amin'ny ANKANY FJKM Vontovorona hijerenao ny toe-pahasalamanao.

09/11/2024
Tafiditra ao anaty zava-kendren'ny VFL ny fanabeazana ny ankizy ho Tia sy hanaja ny tontolo iainana ka afaka hizara izan...
29/08/2024

Tafiditra ao anaty zava-kendren'ny VFL ny fanabeazana ny ankizy ho Tia sy hanaja ny tontolo iainana ka afaka hizara izany amin'ny namana any am-pianarana na any am-piangonana eny hatramin'ny firenena.Izany indrindra no nitondrana ireto ankizy vitsivitsy ireto nitsidika ny valan-java-boaharin'Isalo.Mankasitraka ny rehetra

VFL Vontovorona Fanantenana tany Toliara
12/08/2024

VFL Vontovorona Fanantenana tany Toliara

Inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany? Fihaonambe Laika 2024.
08/08/2024

Inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany? Fihaonambe Laika 2024.

Fihaonambe - Zaikabe 2024Sampana Fivondronana Laika
07/08/2024

Fihaonambe - Zaikabe 2024
Sampana Fivondronana Laika

Address

Vontovorona
Antananarivo
102

Telephone

+261331273322

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VFL Fjkm Vontovorona Fanantenana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to VFL Fjkm Vontovorona Fanantenana:

Share