23/01/2025
EVANGELISATION ÉVANGÉLISATION EVANGELISATION ÉVANGÉLISATION
BOKY FITORIANA NY FILAZANTSARA
Sarany : 0ar
Ny fomba hahazoana azy :
Tsindrio ny liens etsy ambany
Dia araho ny ity torolalana ity:
➡Rehefa avy manindry ny liens ianao,dia tonga eo @ site atao hoe MARKET,
➡Dia tahaka ireny mividy zavatra @ grande surface ireny fa en ligne,
➡Tsindrio araka izany "AJOUTER AU PANIER" amin'ireo zavatra hojifainao,
➡Dia jereo fa misy sary panier ery ambony amin'ny an-kavanana, dia misy 1 ao anatiny ,izay midika fa efa ao anaty panier ilay entanao,
➡Afaka manindry POURSUIVRE raha mbola hanjifa entana hafa,
➡Avy eo manindry VALIDER LA COMMANDE
➡Raha sambany ianao vao miditra amin'io site io,dia mila mameno formulaire aloha :(mameno ny anarana,fanampiny ,ny adiresy mail sns ...)
➡Dia jereo fa miseho eo ny vola tokony haloanao
➡Rehefa izay dia misafidy ny fomba andoavanao ilay sarany ianao na Mvola na Orange Money
➡Ampidiro ny numero-nao dia araho ireo toromarika omen'ny opérateur anao (Orange na TELMA)
➡Avy eo dia cocher-na ✔ "J'ai lu et accepté ..." ery @ farany ambany ery,
➡Izay vao manindry ny "COMMANDER"
➡Dia jereo fa misy pop pup miseho ny findainao mba hampidiranao ny code secret-nao,mba hanamafisana ny kômandinao,
➡Raha vita izay,dia miala @ kaontinao ilay vola ary maharay reçu na facture ianao,
➡Farany,tsindrio MON COMPTE miloko manga avy eo manindry VOIR
➡Dia jereo fa mipoitra eo ilay fanaovana "TELECHARGEMENT"
(Afaka manao téléchargement any @ mail-nao ihany koa anefa).
Raha misy tsy azonao ,dia manontania avy hatrany @ mp,
Na miantso ihany koa:
038.64.259.39
032.96.975.97
Mankasitraka Tompoko
Ity ilay liens
https://market.madasocialmedia.org/Market/sispasteurs/