Voa Natoraly Tena Mahasoa

Voa Natoraly Tena Mahasoa 🍀 100% Naturel 🍀

13/05/2026

Un grand merci Ă  mes nouveaux followers ! Josoa Ratsiorimanana, Sedra Tiana

08/04/2026

Un grand merci Ă  mes nouveaux followers ! Vorilaza Mecle, Zazah Raoul

18/03/2026

Un grand merci Ă  mes nouveaux followers ! Daniel Rd, Marcellin Charlle

NY VOAM-BOATAVO voafantina tsy misy fangarony, Dia mitondra vokatsoa maro ho an’ny vatana.‎Tsy misy effet SECONDAIRE .‎‎...
26/02/2026

NY VOAM-BOATAVO voafantina tsy misy fangarony, Dia mitondra vokatsoa maro ho an’ny vatana.
‎Tsy misy effet SECONDAIRE .
‎
‎IREO TOMBOTSOA AZO avy amin’ny fihinana azy :
‎
‎✅ Mampisokatra tsara ny lalan-drà rehetra ary manampy amin’ny fahasalaman’ny rafitra manokana (ho an’ny lehilahy).
‎
‎✅ Manampy amin’ny fahavononana ara-batana.
‎
‎✅ Manadio sy manokatra ireo fantsona rehetra amin’ny vatantsika.
‎
‎✅ Manala ny menaka tsy ilain’ny vatana.
‎
‎✅ Mampilamina ny tahan’ny siramamy amin’ny rà.
‎
‎✅ Manampy bé ny hery fiarovana ary koa amin’ny fitoniana ara-pahasalamana anatiny.
‎
‎✅ Tsara hoan’ny FO, volo ary hoditra.
‎
‎✅ Manampy amin’ny fahitana torimaso tsara.
‎
‎✅ Manampy amin’ny fitadidiana, indrindra ho an’ny ankizy sy ny efa nahazo taona (Omega 3).
‎
‎✅ Manampy ny vehivavy amin’ny vanim-potoanan’ny fiovana aorian’ny fadimbolana.
‎
‎
‎🔵 Ny fomba fampiasana azy: hita eo amin’ny fonosana.
‎
‎📦 PRIX :
‎👉 250g – 30 000 Ar
‎👉 130g – 20 000 Ar
‎
‎📞 Laharana tokana : 038 34 175 31
‎. Na MP avy hatrany.
‎
‎🚚 LIVRAISON
‎Isan’andro Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy
‎Ataon’ny [Livreur Speed]
‎🚵 Manomboka @ 3 000 Ar 🚵
‎🚌 Mandefa any amin’ny Faritra ihany koa

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 17:00
Sunday 07:30 - 17:00

Telephone

+261383417531

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voa Natoraly Tena Mahasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Voa Natoraly Tena Mahasoa:

Share