26/06/2026
Finaritra oh🥰❤️
Arahabaina daholo nahatratra ny asaramanitra oh🥰🇲🇬✨
Amin'izao faha 66 taona nitsingeren'ny Fahaleovantenan'I Madagasikara izao 🥳🎉dia fifaliana lehibe ho anay Antoko Tily maitso 202ème ny manolotra ho an'ise ity horonantsary kely fanadihadiana ity (mini-documentaire) 🎬🎙️💕😊mba ho famelombelomana indray ny fitiavan-tanindrazana ao anatintsika😍🇲🇬✨
Mijereva finaritra ary oh😊🇲🇬✨
NB: Tsaratsara kokoa raha mampiasa "Écouteurs" ise😉🎧
💚✨
🇲🇬❤️
🎉🥳