SLKAF Ny SLKAF dia Sakaizan'ny Lehilahy Kristiana Andravoahangy Fivavahana Ny SLKAF dia Sakaizan'ny Lehilahy Kristianina Andravoahangy Fivavahana

Finaritra o✨️Volana vaovao indray no nomen'ny Tompo ho antsika. Lohahevitra vaovao banjinintsika indray dia ny hoe : "ME...
01/09/2026

Finaritra o✨️

Volana vaovao indray no nomen'ny Tompo ho antsika.

Lohahevitra vaovao banjinintsika indray dia ny hoe : "METEZA HIASA AMIN'NY FINOANA"

Mirary mba ho volana vaovao hahitanao ny voninahitry ny Tompo sy ny fitahiany eo amin'ny fiainanao🙏

Mofon'aina anio 31 Aogositra 2026✨️
31/08/2026

Mofon'aina anio 31 Aogositra 2026✨️

"Fa nataony mahatoky aho ka notendreny ho amin'ny fanompoana" ITim 1:12bNoho ny fitantanan'ny Tompo dia vita soa aman-ts...
30/08/2026

"Fa nataony mahatoky aho ka notendreny ho amin'ny fanompoana" ITim 1:12b

Noho ny fitantanan'ny Tompo dia vita soa aman-tsara tamin'ny Alahady 23 Aogositra ny Tafika Masina 2026 natao tamin'ny faritra Alatsinainy Bakaro.

Izy Andriamanitra no isaoranay voalohany indrindra ary tolorana fisaorana ihany koa ireo rehetra nitondra am-bavaka, nanotrona sy nanohana tamin'ny endriny samihafa rehetra❤️

Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra 🙏

📸Copyright SLKAF 2026

Mofon'aina anio 30 Aogositra 2026✨️
30/08/2026

Mofon'aina anio 30 Aogositra 2026✨️

Mofon'aina anio 29 Aogositra 2026✨️
29/08/2026

Mofon'aina anio 29 Aogositra 2026✨️

Mofon'aina anio 27 Aogositra 2026✨️
28/08/2026

Mofon'aina anio 27 Aogositra 2026✨️

Mofon'aina anio 26 Aogositra 2026✨️
26/08/2026

Mofon'aina anio 26 Aogositra 2026✨️

Mofon'aina anio 25 Aogositra 2026✨️
25/08/2026

Mofon'aina anio 25 Aogositra 2026✨️

Mofon'aina anio 24 Aogositra 2026✨️
24/08/2026

Mofon'aina anio 24 Aogositra 2026✨️

Address

ANDRAVOAHANGY FIVAVAHANA
Antananarivo
101

Telephone

+261331298018

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SLKAF posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to SLKAF:

Shortcuts

Share