DFF METM - Departemantan'ny Fitoriana Filazantsara - METM Madagasikara

DFF METM - Departemantan'ny Fitoriana Filazantsara - METM Madagasikara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DFF METM - Departemantan'ny Fitoriana Filazantsara - METM Madagasikara, Christian church, METM Mandroseza Finoana, Antananarivo.

Mitady fanahy very ho an'i Jesosy Kristy, manabe ho olom-pirenena vanona sy vonona, manitatra ny Fanjakan'ny Lanitra.
-- Departemantan'ny Fitoriana Filazantsara - METM Madagasikara --

Rehefa vita ny tafika masina iray dia mila miambina mandrakariva. Tohizo ny vavaka-tsika rehetra:-ho an'ny ekipa mody (n...
31/05/2026

Rehefa vita ny tafika masina iray dia mila miambina mandrakariva. Tohizo ny vavaka-tsika rehetra:
-ho an'ny ekipa mody (ny eny andalana rehetra)
-ho an'ny ekipa mijanona a court terme hanohy ny asa (Pst Rajena Besarety TNR, pst Evariste - Androy, pst Jules)
-ho an'ny ekipa a long terme
-ho an'ny olona nanolo-tena ho an'i Jesosy
-ho an'ireo olona nitoriana ny filazantsara rehetra mba ho teraka sy hitsimoka ary hitombo
-ho an'ny ankohonana sy ny fianakaviantsika rehetra.

Sary: Fodian'ny ekipa TNR - 31 May 2026.

31/05/2026

METM Ambohitsabo Fahazavana @

Ento am-bavaka ny fandefasana horonantsary rehetra mba hisy vokatra.Ento am-bavaka hanala ireo sakantsakana rehetra.
30/05/2026

Ento am-bavaka ny fandefasana horonantsary rehetra mba hisy vokatra.
Ento am-bavaka hanala ireo sakantsakana rehetra.

Ento am-bavaka mba hisy fiantraikany ny fandefasana horonan-tsary toy izao. Misy ady be manodidina rehefa ohatr'izao.Aza...
29/05/2026

Ento am-bavaka mba hisy fiantraikany ny fandefasana horonan-tsary toy izao.
Misy ady be manodidina rehefa ohatr'izao.

Aza hadino ny Manindry ny bouton "Suivre" raha te hahazo vaovao matetika amin'ny DFF METM.

Ny santionan'ny Dia, RN7. Misaotra antsika mitondra am-bavaka hatrany.Entina am-bavaka ireo mandeha, ny ankohonan'izy ir...
29/05/2026

Ny santionan'ny Dia, RN7. Misaotra antsika mitondra am-bavaka hatrany.
Entina am-bavaka ireo mandeha, ny ankohonan'izy ireo, ny fianakaviany, ny manodidina azy mba hanala ireo sakantsakana rehetra.
Izahay koa mitondra am-bavaka izay tsy afaka nandeha sy ny ankohonany sy ny fianakaviana.
Mifampitondra am-bavaka. Izay no maha-ekipa iray antsika rehetra na ireo miantsehatra na ny ao ambadiky ny coulisses(rideau). Jakoba 5:13-19.

Tafika Masina May 2026
DSS METM - Departemantan'ny SeraSera

Niainga anio 27 May 2026 7h30 ny ekipa Tafika Masina Toliara. Ento ambavaka hahazo vokatra maro kokoa. Antsika iaby io e...
27/05/2026

Niainga anio 27 May 2026 7h30 ny ekipa Tafika Masina Toliara. Ento ambavaka hahazo vokatra maro kokoa. Antsika iaby io e!!
Misaotra mankasitra antsika rehetra miara-misalahy manohana izao asa izao.
Rehefa ianao mirisika ho an'ny lanitra dia mirisika ho anao koa ny lanitra.

Mitondra am-bavaka ireo tsy afaka koa isika. Mianatra mitombo ao amin'i Jesosy Kristy. Tsy mora ny asa toy izao satria misy ady ara-panahy ao.

26 May 2026, Entintsika am-bavaka ny METM
26/05/2026

26 May 2026, Entintsika am-bavaka ny METM

25/05/2026

Rahampitso 26 may, entintsika ambavaka ny METM, Isaky ny faha-26-n'ny volana taona 2026.

Ny DFF dia mitady mpiara-miasa maro hahatanteraka ny vina sy ny irak'i Jesosy Kristy eto amin'ny ministera nomena azy.Ma...
23/05/2026

Ny DFF dia mitady mpiara-miasa maro hahatanteraka ny vina sy ny irak'i Jesosy Kristy eto amin'ny ministera nomena azy.
Manana mpiara miasa misionera maromaro indray isika ary.
Mitondra am-bavaka azy ireo isika hitombo hery ary hiroso amin'ny asa.
73 ny isan'izy ireo.

Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fa...
22/05/2026

Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory? (Romana 10:14 MBP)

Mila ny fiaraha-miasantsika, ny fiombonantsika rehetra Jesosy Kristy Tompo.

Address

METM Mandroseza Finoana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DFF METM - Departemantan'ny Fitoriana Filazantsara - METM Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share