ANGO Manavotra Ebenezera

ANGO Manavotra Ebenezera Fivondronana 123รจme ANGO Manavotra Ebenezera
Sabotsy Namehana
FSFLM

18/08/2025
๐ŸฅฐMisaotra an'ANDRIAMANITRA fa tontosa soamantsara ny Lasy nataon'ny Lovitao sy ny Mpiandalana teto amin'ny Fivondronana ...
25/08/2024

๐ŸฅฐMisaotra an'ANDRIAMANITRA fa tontosa soamantsara ny Lasy nataon'ny Lovitao sy ny Mpiandalana teto amin'ny Fivondronana Ango Manavotra.

Ho ambinina mandrakariva amin'izay hatao anie izy ireo

๐Ÿ”ฅKTLM FEON'NY FIDERANA ๐Ÿ”ฅ
06/08/2023

๐Ÿ”ฅKTLM FEON'NY FIDERANA ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ”ฅ TARIKA LAPA๐Ÿ”ฅ
06/08/2023

๐Ÿ”ฅ TARIKA LAPA๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ”ฅ Mbola afaka tonga ๐Ÿ”ฅFLM EBENEZERA
06/08/2023

๐Ÿ”ฅ Mbola afaka tonga ๐Ÿ”ฅ
FLM EBENEZERA

๐Ÿ”ฅ ANTSAM-PIDERANA LEHIBE ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ—“ Alahady 06 Aoรปt 2023โฐ๏ธ02ora tolakandroโ›ช๏ธ FLM EBENEZERA ๐ŸŸฅ TSY MISY FIDIM-PIDIRANA
04/08/2023

๐Ÿ”ฅ ANTSAM-PIDERANA LEHIBE ๐Ÿ”ฅ
๐Ÿ—“ Alahady 06 Aoรปt 2023
โฐ๏ธ02ora tolakandro
โ›ช๏ธ FLM EBENEZERA

๐ŸŸฅ TSY MISY FIDIM-PIDIRANA

"Ary nandre ny feon'ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, irah...
13/07/2023

"Ary nandre ny feon'ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, iraho aho." ISAIA6:8

Tsy mitsahatra ny miantso ny mpanompo hiandry ny ondriny JESOSY, manasa an'ise izahay Fivondronana ANGO Manavotra Ebenezera faha 123 hanatrika ny fanekena Mpiandraikitra sy fanolorana tonia izay tanterahina ny Alahady 16 Jolay 2023 manomboka amin'ny 10 ora maraina.

"ilay zavatra tsara natolotra anao dia tehirizo amin'ny fampaherezan'ny Fanahy Masina" II Timoty 1:14


โšช๐ŸŸ 

"Ilay zavatra tsara natolotra anao dia tehirizo amin'y fampaherezan'ny Fanahy Masina"II Timoty 1:14   โšช๐ŸŸ 
10/07/2023

"Ilay zavatra tsara natolotra anao dia tehirizo amin'y fampaherezan'ny Fanahy Masina"
II Timoty 1:14

โšช๐ŸŸ 

๐ŸŒบ FISAORANA๐ŸŒบIzahay skoto eto amin'ny FLM Ebenezera dia maneho fisaorana antsika rehetra tonga maro be tamin'ny 24 JONA.M...
29/06/2023

๐ŸŒบ FISAORANA๐ŸŒบ

Izahay skoto eto amin'ny FLM Ebenezera dia maneho fisaorana antsika rehetra tonga maro be tamin'ny 24 JONA.

Mankasitraka indrindra tompoko fa tsy navelanareo nijery FILM irery izahay,

16/06/2023

๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ ๐Œ๐š๐ฅ๐จ๐คโ€™๐ˆ๐‹๐€ ๐‹๐„ ๐†๐‘๐€๐๐ƒ ๐‘๐„๐“๐Ž๐”๐‘ ๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ
๐Ÿ“†SABOTSY 24 JONA 2023
โœ…IVON-TOERANA SYNODAM-PARITANY SABOTSY NAMEHANA
Ora 3 azo hisafidianana tsara :
๐Ÿ•ฆ 14H00
๐Ÿ•ฆ 16H00
๐Ÿ•ฆ 18H00

Ny tapakila dia azonao raisina mialoha eny amin'ny DEVANT SHOP LIANTSOA isaky ny SABOTSY (โœ…17 JUIN) ary ny โœ…24 JUIN eo amin'ny SYNODAM-PARITANY.

Fandraisana anjara :
๐‘๐žฬ๐ฌ๐ž๐ซ๐ฏ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง: 6 000 ARIARY
๐๐ข๐ฅ๐ฅ๐ž๐ญ : 3 000 ARIARY

๐Ÿ”ดINFO LINE : 034 17 124 11

๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃAleo mahita toy izay tantaraina.

Fivondronana 123รจme ANGO Manavotra Ebenezera
Sabotsy Namehana
FSFLM

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo
103

Telephone

+261335125657

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ANGO Manavotra Ebenezera posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share