Vokovokomanga Andavamamba Kristy Velona

Vokovokomanga Andavamamba Kristy Velona Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vokovokomanga Andavamamba Kristy Velona, Religious organisation, FJKM Andavamamba Kristy Velona, Antananarivo.

24/12/2025

"Voninahitra any amin'ny avo Indrindra ho an'Andriamanitra! Ary fiadanana ho ety ambonin'ny tany amin'ny olona ankasitrahany".🌟 Lioka 2 : 14.💥

"FITIA TSOTRA IZAO"♥️

SVM Andavamamba Kristy Velona.
24 Desambra 2025.🫶🌟

Ho an'Andriamaitra irery ihany ny voninahitra 🙏☺️

Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan'ny soa aminao.Joba 22 : 21🌟Fifaninana Baiboly an-t...
06/12/2025

Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan'ny soa aminao.Joba 22 : 21🌟

Fifaninana Baiboly an-tsaina 2025 Andavamamba Kristy Velona.✨

Arabaina i Fitiavana nahazo ny laharana voalohany.🥳
Arabaina i Fihorenantsoa nahazo ny faharoa.🤩

Bravo be ho an'ireo ankizy rehetra nisolotena ny sampana tamin'ny fifaninana.

Safidy
Raitra
Harena Galais
Fitiavana
Jennie
Fihorenantsoa.
👏👏👏

Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany. Ohabolana 22 : 6

Ho an'Andriamaitra irery ny voninahitra🙏☺️

28/11/2025

MIALY RAKOTOMAMONJY ft SVM AKV.✨

31/10/2025
30/10/2025

AFAHO AHO

Sampana vokovokomanga Andavamamba

30/10/2025

JESOA TSARA
Intégralité

30/10/2025

"JESOA TSARA "
Sampana vokovokomanga Andavamamba Kristy Velona.

"Koa mandehana ianareo, dia atovy mpianatra ny firenena rehetra." Matio 28:19a.Any Ivoanjo Finoana ndray ny asa manaraka...
06/09/2025

"Koa mandehana ianareo, dia atovy mpianatra ny firenena rehetra." Matio 28:19a.

Any Ivoanjo Finoana ndray ny asa manaraka😊

Address

FJKM Andavamamba Kristy Velona
Antananarivo
TANA101

Telephone

+261342814101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vokovokomanga Andavamamba Kristy Velona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Vokovokomanga Andavamamba Kristy Velona:

Share