CERE Anosisoa

CERE Anosisoa Toriteny fampaherezana, vavaka ho an'ny manana olana sy marary, fitoriana filazantsara an'i Jesosy Kristy

21/05/2026
Ho Anao izay Mbola lavitra an'Andriamanitra andao hifanakaiky AMINY amin'izay ampy izay, RAISO JESOSY TAPAHO NY HEVITRA,...
04/05/2026

Ho Anao izay Mbola lavitra an'Andriamanitra andao hifanakaiky AMINY amin'izay ampy izay, RAISO JESOSY TAPAHO NY HEVITRA, FA TSY HO TANTY NY AFOBE FA FIJALIANA MANDRAKIZAY, JESOSY NO SOLUTION IZY IHANY NO LALANA MANKANY AMIN'NY AN-DANITRA

Asa fitoriana filazantsara teo @ tsenan Ambohimanarina io hariva io.
02/05/2026

Asa fitoriana filazantsara teo @ tsenan Ambohimanarina io hariva io.

28/04/2026
Ny omaly. Niasa ny Tompo. Olona vaovao:T@ 7: 30: miisa 11T@ 9: 30:  miisa 8T@ 2: 30; mihoatra ny 200 fa miisa 102 no nan...
27/04/2026

Ny omaly. Niasa ny Tompo. Olona vaovao:
T@ 7: 30: miisa 11
T@ 9: 30: miisa 8
T@ 2: 30; mihoatra ny 200 fa miisa 102 no nandray ny Tompo.
Maro no sitrana. Deraina ny Tompo.
Nisy fanomezana kely nozaraina

23/04/2026

Ireto ny tarika TFN ilay hitory an- kira ao @ CERE Anosisoa @ Alahady hariva @ 2. Manasa antsika tompoko.

GO MOVEMENT, GO MOVEMENTTSY MITSAHATRA NY EVANGELISATIONAnio asabotsy hariva 18 aprily FALY NY OLONA NY AMIN’́NY FILAZAN...
18/04/2026

GO MOVEMENT, GO MOVEMENT
TSY MITSAHATRA NY EVANGELISATION
Anio asabotsy hariva 18 aprily FALY NY OLONA NY AMIN’́NY FILAZANTSARA

16/04/2026

Allo allo. Ry mpanompon Andriamanitra rehetra tsy ankanavaka manerana ny Nosy. Ry kristiana Rahalahy sy anabavy rehetra na iza na iza . Antsom-bavaka sy fifadian-kanina lehibe.

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CERE Anosisoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share