Mizara Fiainana

Mizara Fiainana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mizara Fiainana, Religious organisation, Antananarivo, Antananarivo.

❣️Vous connaîtrez la Vérité, et
la Vérité vous Affranchira.✨
JEAN 8:32
(Mizara Fiainana, une Mission et non une
Dénomination)

Mahavonjy antsika amin'ny fotoan-tsarotra rehetra ny Andriamanintsika 🙏✨Shalom
15/07/2026

Mahavonjy antsika amin'ny fotoan-tsarotra rehetra ny Andriamanintsika 🙏✨

Shalom

06/07/2026

🙌🙌🙏✨

❤️ Salamo 34:8 ❣️

Herin'andro vaovao feno an 'Andriamanitra 💓Amen 🙏Shalom ✨
08/06/2026

Herin'andro vaovao feno an 'Andriamanitra 💓

Amen 🙏

Shalom ✨


05/06/2026

Manaova izay faran'ny vitanao fa eo amin' izay tsy vitanao dia hanampy anao ny Fahasoavana 🤗❣️

03/06/2026

Hahita Fitia amin'olona maro tsy ho hampoizinao anie ianao 🥰

✍️ Amen 🙏

03/06/2026

My Jesus,my savior, Lord there is none like You 🥹❤️🙏🙏

Marina be sy mampahery be dia mba zaraintsika ato amin'ny Pejy ❤️🙏✨
02/06/2026

Marina be sy mampahery be dia mba zaraintsika ato amin'ny Pejy ❤️🙏✨



27/05/2026

Aza manahy fa Mandrosoa hatrany amin'ny Fanompoana 💌

✍️Amen 🔥

✨💌 I Petera 5:7 💗✨  "Apetraho aminy avokoa ny fanahianareo rehetra, fa Izy no miahy anareo."  Aza manahy na inona na ino...
26/05/2026

✨💌 I Petera 5:7 💗✨
"Apetraho aminy avokoa ny fanahianareo rehetra, fa Izy no miahy anareo."

Aza manahy na inona na inona
Aza matahotra ,aza malahelo ary aza manaiky ho vesaran'ny olàna intsony.

Apetraho na omeo an'Andriamanitra amin'ny àlalan'ny Vavaka ny Fanahianao rehetra, ny olànao rehetra fa Hiahy anao manokana Andriamanitra. ✨

✍️ Andriamanitra no miahy ny fiainako 🤗🙏

25/05/2026

Efa voatafy Hery ianao dia Handroso amin'ny Fahatokiana be amin'ity Herin'andro vaovao ity 💪🔥
Amen 🙏

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261324140044

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mizara Fiainana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Mizara Fiainana:

Shortcuts

Share