FLM Ambolokandrina Ankatso

FLM Ambolokandrina Ankatso Β« 𝑭𝒂 𝒓𝒂𝒉𝒂 π’Šπ’›π’‚π’‰π’ π’Œπ’π’”π’‚, π’…π’Šπ’‚ π’π’š π’‡π’‚π’Žπ’Šπ’π’…π’“π’‚π’Žπ’‘π’π’π’‚π’, 𝑱𝒆𝒉𝒐𝒗𝒂𝒉 𝒐, 𝒏𝒐 π’Šπ’•π’π’Œπ’Šπ’‚π’Œπ’. Β» π‘Ίπ’‚π’π’‚π’Žπ’ 13:5𝒂

26/08/2026

Fanokafana Isantaona XXV (Tohiny)
26 Aogositra 2026

26/08/2026

FOTOAM-PANOKANANA
Toriteny FANEVA - Lev. 20 : 26a
β€œAry aoka ho masina ho Ahy ianareo satria Masina Aho Jehovah”
-
Hafatra : Pastora KOTOBESOA, Tonian’ny FLM

πŸ“– β€œKoa mandehana hianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra…”Matio 28:19a ALAROBIA 26 AOGOSITRA 2026 MARAINA: πŸ“ ...
26/08/2026

πŸ“– β€œKoa mandehana hianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra…”
Matio 28:19a

ALAROBIA 26 AOGOSITRA 2026

MARAINA:

πŸ“ Fahatongavana : ZONE FORELLO TANJOMBATO

HARIVA:

⏰ 2 ora tolakandro

πŸ™ Fotoam-pivavahana FANOKAFANA, SB / RTF

🌿 FIANGONANA LOTERANA MALAGASYSYNODAM-PARITANY ANTANANARIVOFILEOVANA TANJOMBATO« Koa mandehana hianareo, dia ataovy mpia...
26/08/2026

🌿 FIANGONANA LOTERANA MALAGASY
SYNODAM-PARITANY ANTANANARIVO
FILEOVANA TANJOMBATO

Β« Koa mandehana hianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra… Β»
Matio 28:19a

Ny FLM FILEOVANA TANJOMBATO izay mandray ny
✨ ISAN-TAONAN’NY SPANTA FAHA XXV ✨
dia Faly manasa ANAO hiara-hivavaka sy hanovo hery amin’ny alalan’ny:

πŸ“– FAMPIANARANA
πŸ”₯ TORITENY
🎢 ANTSAN-KIRA

πŸ“… 26 – 30 AOGOSITRA 2026
πŸ“ ZONE FORELLO

πŸ•ŠοΈ PROGRAMA ISAN’ANDRO

πŸŒ… 07:30 – 09:00 β€” Maraim-baovao

β›ͺ FOTOAM-PIVAVAHANA
Fampianarana sy Toriteny
β€’ 09:00 – 12:00
β€’ 13:30 – 14:30
β€’ 14:30 – 17:00

🎢 18:30 – 22:00 β€” ANTSAN-KIRA

━━━━━━━━━━━━━━━━━━

πŸ“… ALAHADY 30 AOGOSITRA 2026 no famaranana @ alalan'ny FOTOAM-PIVAVAHANA LITORJIKA izay ialohavan'ny TOHIVAKAM-PIDERANA

🎀 « CHORALLIES » KTLM SPANTA

⏰ MANOMBOKA @ 07:00 MARAINA

✨ Aza misalasala fa tongava maro!
Ho fotoana iray hiombonana, hivavahana ary hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra.

25/08/2026

🌟 ANDRO FAHAFITO FARANY β€” Alarobia 26 Aogositra 2026 🌟
πŸ™βœ¨ JOBILY FAHA-80 TAONA TOBILEHIBE FARIHIMENA βœ¨πŸ™

πŸ“– β€œAry aoka ho masina ho Ahy ianareo, satria masina Aho Jehovah.”
πŸ“Œ Levitikosy 20:26a

πŸ“ΊπŸ”΄ Araho mivantana ao amin'ny Tobilehibe Farihimena Ofisialy ny fandaharana!






25/08/2026

Fampianarana SM(11) : Β« FANKATOAVANA NY DIDIN’ANDRIAMANITRA : MITONDRA FITAHIANA HO AN’NY FIANGONANA SY NY FIRENENA Β» Lev 26 : 3-13
Pastora Dr. RAKOTOVELOMANANTSOA Alain, Mpitondra Fileovana Antsirabe Antampontanana
--
Toriteny (28) : Mat. 7 : 15-21
Pastora Dr. RANDRIANASOLO Joseph, Recteur LIME Fianarantsoa

π…πˆπ€ππ†πŽππ€ππ€ π‹πŽπ“π„π‘π€ππ€ πŒπ€π‹π€π†π€π’π˜π…π‹πŒ π€πŒππŽπ‹πŽπŠπ€ππƒπ‘πˆππ€π‹π˜π‚Γ‰π„ πŒπ€π‘π“πˆπ 𝐋𝐔𝐓𝐇𝐄𝐑 π•π¨π€πš-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐝𝐒𝐧𝐚𝐧𝐚 πŸπŸŽπŸπŸ“-πŸπŸŽπŸπŸ”
25/08/2026

π…πˆπ€ππ†πŽππ€ππ€ π‹πŽπ“π„π‘π€ππ€ πŒπ€π‹π€π†π€π’π˜
π…π‹πŒ π€πŒππŽπ‹πŽπŠπ€ππƒπ‘πˆππ€
π‹π˜π‚Γ‰π„ πŒπ€π‘π“πˆπ 𝐋𝐔𝐓𝐇𝐄𝐑
π•π¨π€πš-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐝𝐒𝐧𝐚𝐧𝐚 πŸπŸŽπŸπŸ“-πŸπŸŽπŸπŸ”

25/08/2026

FANKALAZANA NY FAHA-40 TAONA NY SAMPANA FiFiL
Fampianarana SM(10) : Β« NY FANOMEZANA KRISTIANA Β»araka ny Lev 27
Pastora RANDRIAMIHAJA Josefa, Tonia Lefitra Tobilehibe Farihimena
--
Toriteny (26) : Mar. 12 : 41-44
Pastora MAKAVELO Marcellin, Tonia FiFiL Nasionaly

25/08/2026

Toriteny (25) : Mar. 12 : 28-34
Pastora RAKOTOMALALA Harison, Tonia FiFiL SPTm

24/08/2026

🌟 ANDRO FAHAENINA β€” Talata 25 Aogositra 2026 🌟
πŸ™βœ¨ JOBILY FAHA-80 TAONA TOBILEHIBE FARIHIMENA βœ¨πŸ™

πŸ“– β€œAry aoka ho masina ho Ahy ianareo, satria masina Aho Jehovah.”
πŸ“Œ Levitikosy 20:26a

πŸ“ΊπŸ”΄ Araho mivantana ao amin'ny Tobilehibe Farihimena Ofisialy ny fandaharana!






Address

Ambolokandrina
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLM Ambolokandrina Ankatso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share