A.M.E Ambanidia

A.M.E Ambanidia ƒɑհɑʍɑՏíղɑղɑ - ƒíƒɑղƘɑԵíɑѵɑղɑ - ƒɑղժɾɑíՏɑղɑ ɑղժɾɑíƘíԵ? Ankohanana Mpiservy @ Eokaristia eto ambanidia ( A.M.E Ambanidia).

Araka izany dia ankohonana fa tsy fikambanana

Mahereza re razandry...Miarahaba an'i Herla Jp Favio nahazo sakramentan'ny fanambadiana.Reharehan'ny promotion ialahy.Ar...
24/05/2025

Mahereza re razandry...

Miarahaba an'i Herla Jp Favio nahazo sakramentan'ny fanambadiana.
Reharehan'ny promotion ialahy.
Arahabaina e

Fampiratina  tamin'iny Alahady 10 Novambra teo
12/11/2024

Fampiratina tamin'iny Alahady 10 Novambra teo

Tournoi A.M.E Distrika Andohalo
07/07/2024

Tournoi A.M.E Distrika Andohalo

Tournoi A.M.E Distrika AndohaloAvant Match face à A.M.E AmbavahadimitafoU13 ⚽⚽⚽
07/07/2024

Tournoi A.M.E Distrika Andohalo
Avant Match face à A.M.E Ambavahadimitafo
U13 ⚽⚽⚽

30/03/2024

O ry alina tomaratra soa
O ry alina mitondra haravoana
O ry alina tsy manan-tsahala
Ary alina masina indrindra

Alakamisy masina, andro ankalazan'ny mpino katolika ny Eokaristia masina.Mino aho Tompo fa te handray Anao, Ianao no m**...
28/03/2024

Alakamisy masina, andro ankalazan'ny mpino katolika ny Eokaristia masina.

Mino aho Tompo fa te handray Anao, Ianao no m**o velona avy any an-danitra.

Raha tsy afaka mamonjy fankalazana any am-piangonana dia misy haino aman-jery mandefa mivantana azy.

Izay afaka mamonjy kosa dia mahareta na ora iray amin'ny fiambenana masina.

"Indro efa akaiky ilay hamadika ahy"

21/03/2024

Andro vitsivitsy dia hifarana ny Karemy. Inona no fiovana tsapanao teo amin'ny fiainanao nandritra izay vaninandro izay ? Inona no hery aram-panahy azonao nandritra ny fotoana fandinihan-tena sy ny fiatahana masina hanomanana ny Paka ? Vonona hankalaza ny Paka amim-pahamendrehana ve isika ?

Tompo o! Tsy mendrika ny hidiranao ato amiko aho fa manonòna teny iray dia ho sitrana ny fanahiko.

Izahay A.M.E Ambanidia dia manolotra fisaorana antsika rehetra tamin'ny fiaraha-mivavaka nankalazana ny fetin'i Md Tarci...
15/08/2023

Izahay A.M.E Ambanidia dia manolotra fisaorana antsika rehetra tamin'ny fiaraha-mivavaka nankalazana ny fetin'i Md Tarcisius androany.

Miarahaba anareo A.M.E Mandroseza sy ny A.M.E Ambohimitsimbina izay nankalaza ny fetin'i Md Dominique Savio androany iza...
14/05/2023

Miarahaba anareo A.M.E Mandroseza sy ny A.M.E Ambohimitsimbina izay nankalaza ny fetin'i Md Dominique Savio androany izahay. Hivavaka hoanareo anie i Md Dominique Savio @ ny adidy isan-karazana miandry anareo.

Miarahaba ny A.M.E Tsiadana izay nankalaza ny fetin'i Md Dominique Savio mpiaro azy ireo. Enga anie mba haka tahaka an'i...
07/05/2023

Miarahaba ny A.M.E Tsiadana izay nankalaza ny fetin'i Md Dominique Savio mpiaro azy ireo. Enga anie mba haka tahaka an'io Olomasina io ianareo, ary dia hivavaka anareo hatrany anie izy.

Lalao baolina kitra distrika Andohalo ho an'ny ankohonana mpiservy...Lavo teo amin'ny manasa-dalana tany amin'ny fandaka...
04/10/2022

Lalao baolina kitra distrika Andohalo ho an'ny ankohonana mpiservy...

Lavo teo amin'ny manasa-dalana tany amin'ny fandakana ny tir au but ny zandrikely "Zoto" fa ny bandy lehibe "Hery" tafiakatra amin'ny lalao famaranana izay hifanandrinana amin'ny Ankohonana Mpiservy ao amin'ny Katedraly Andohalo...

Alefaaaaa

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A.M.E Ambanidia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share