P E C Cours d'Anglais en ligne

Izahay mandray foana an ☺️
03/03/2026

Izahay mandray foana an ☺️

Iza no mavesatra indrindra raha aminao? Glace (1) sa rano (2) sa sira (3) ? ⬇️
28/02/2026

Iza no mavesatra indrindra raha aminao?
Glace (1) sa rano (2) sa sira (3) ?
⬇️

‼️TSY VELONA RAHA TSY MISY ORANA ‼️ Raha mandalo sedra ianao dia alaivo sary an-tsaina ny zava-maniry. Tsy naniry ireny ...
23/02/2026

‼️TSY VELONA RAHA TSY MISY ORANA ‼️

Raha mandalo sedra ianao dia alaivo sary an-tsaina ny zava-maniry. Tsy naniry ireny raha tsy nisy orana
Tsy natao hamotika azy fa natao hanome aina azy.
Toy izany koa ny ady lalovantsika olombelona. Tsy natao hanimba antsika ireny fa natao hampandresy antsika 💪

19/02/2026

« Ce que tu penses, tu le deviens . Ce que tu ressens, tu l'attires. Ce que tu imagines, tu le crées. » ‼️

17/02/2026

Andramo kely anie anio e!!!
➡️ Aza miezaka manao betsaka fa miezaha manao ny tsaratsara kokoa

AOKA NY FINOANAO HO LEHIBE NOHO NY TAHOTRAO
13/02/2026

AOKA NY FINOANAO HO LEHIBE NOHO NY TAHOTRAO

NY LOLOM-PO Ny lolom-po dia toy ny POIZINA ⚠️ Toy ny hoe ny hafa no irina no faty kanefa ianao no misotro poizina.✅ Maha...
12/02/2026

NY LOLOM-PO

Ny lolom-po dia toy ny POIZINA
⚠️ Toy ny hoe ny hafa no irina no faty kanefa ianao no misotro poizina.

✅ Mahaiza mamela heloka.
✅ Mamelà ihany koa ny tenanao dia ho hitanao fa maivana ianao ary hamiratra ny fiainanao ✨

COURS D’ANGLAIS EN LIGNE  🇬🇧🇺🇸✨ INSCRIPTION OUVERTE ✨📚 Apprends l’anglais facilement et à ton rythme💻 Cours 100% en lign...
26/01/2026

COURS D’ANGLAIS EN LIGNE 🇬🇧🇺🇸

✨ INSCRIPTION OUVERTE ✨

📚 Apprends l’anglais facilement et à ton rythme
💻 Cours 100% en ligne
👥 Cours en groupe | 👤 Cours individuel

🕒 Horaires groupe :
⏰ 7h • 9h • 11h
⏰ 15h • 17h
📅 3 fois par semaine

🎯 Débutants uniquement
🌍 Ouvre de nouvelles opportunités

📩 Places limitées – Écris-nous maintenant !

Misy dikany 3 azo handikana io teny io 😁Soraty amin'ny commentaire hoe izay fantatraoHafahafa anie oa ny Anglisy indrain...
26/01/2026

Misy dikany 3 azo handikana io teny io 😁
Soraty amin'ny commentaire hoe izay fantatrao

Hafahafa anie oa ny Anglisy indraindray e !!

15/01/2026

Mivavaha mandrakariva. Io no fitaovana mahery vaika indrindra iadiana amin'ny fanahiana sy ny tahotra

✨ INSCRIPTION OUVERTE ✨
09/01/2026

✨ INSCRIPTION OUVERTE ✨

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 12:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when P E C posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to P E C:

Share