Ya Ntsena

Ya Ntsena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ya Ntsena, Antananarivo.

23/01/2026

📣 Izay sahy miatrika no mahita vahaolana 💪

Ka noho izany ataovy M'lay ary sady efa Zomaaaaaaa 🤩🤩🤩





21/01/2026

21 Janoary ❤️

Andro iraisam-pirenena ho an'ny CÂLIN androany ❤️
Iza ilay namanao tokony homenao CÂLIN iny?

🍳 Ustensiles de cuisine — déjà dispo !✨ Pratiques • solides • indispensables au quotidien🍴 Pour une cuisine rapide, prop...
19/01/2026

🍳 Ustensiles de cuisine — déjà dispo !

✨ Pratiques • solides • indispensables au quotidien
🍴 Pour une cuisine rapide, propre et bien organisée

📦 Stock disponible
🚚 Livraison possible
📩 Mp
Ou
📞+261 37 62 849 44



🌱 Mirary herinandro feno hery sy fitahiana ho anao! 🥰🙏
19/01/2026

🌱 Mirary herinandro feno hery sy fitahiana ho anao! 🥰🙏

⚡ MOTO ÉLECTRIQUE U2 – MODÈLE 2025 ⚡-Batterie 60V 20A-Puissance 1200W-Vitesse 50–60 km/h-Écran LCD-Freins hydrauliques-É...
17/01/2026

⚡ MOTO ÉLECTRIQUE U2 – MODÈLE 2025 ⚡

-Batterie 60V 20A
-Puissance 1200W
-Vitesse 50–60 km/h
-Écran LCD
-Freins hydrauliques
-État neuve
📞+261 37 62 849 44 ou MP 📩 le Prix




Mila maharitra, mahatoky ary manam-paharetana 🙏Bonne journée ❤️
17/01/2026

Mila maharitra, mahatoky ary manam-paharetana 🙏

Bonne journée ❤️

🔥 ARRIVAGE & PROMO 🔥Nos articles disponibles :-Ensemble Leggings Sport• Mampahazo aina, elastique, tsy mangarahara-Gaine...
16/01/2026

🔥 ARRIVAGE & PROMO 🔥
Nos articles disponibles :

-Ensemble Leggings Sport
• Mampahazo aina, elastique, tsy mangarahara

-Gaine Slip (amincissante)
• Manalefaka kibo, manasongadina andilana
• Mety atao ambanin’ny akanjo rehetra

-Ensembles pour Femme (chic & tendance)
• Mety amin’ny asa, fivoahana na andavanandro

-Palazzo avec motif
• Large, élégant, très confortable
• Mety amin’ny style classe na casual

- Tennis de sport
•Maivana & confortable
•Semelle solide, tsy malama
•Mety amin’ny sport, marche, jogging ary andavanandro
•Design moderne & tendance

📦 Livraison possible
📩 Alefaso ary ny commande sao tara :-)
⚠️ Stock limité, promo mandritra ny fotoana voafetra ireo an

💖 Araho hatrany ny pejy raha haharaka ireo nouveauté sy promo hafa







Ya Ntsena dia mirary hery sy fahombiazana amin’ny lalana mbola halehanao rehetra 🥰🙏
15/01/2026

Ya Ntsena dia mirary hery sy fahombiazana amin’ny lalana mbola halehanao rehetra 🥰🙏



“Atolory ny Tompo ny asanao, dia hahomby ny fikasanao.”(Ohabolana 16:3)💼 Hafatra:Na asa kely na asa lehibe, rehefa atolo...
14/01/2026

“Atolory ny Tompo ny asanao, dia hahomby ny fikasanao.”
(Ohabolana 16:3)

💼 Hafatra:
Na asa kely na asa lehibe, rehefa atolotra amin’Andriamanitra dia misy fitahiana sy fandrosoana.


Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ya Ntsena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share