๐…๐‹๐Œ ๐€๐Œ๐๐€๐•๐€๐‡๐€๐ƒ๐ˆ๐“๐Ž๐Š๐€๐๐€

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐…๐‹๐Œ ๐€๐Œ๐๐€๐•๐€๐‡๐€๐ƒ๐ˆ๐“๐Ž๐Š๐€๐๐€

๐…๐‹๐Œ ๐€๐Œ๐๐€๐•๐€๐‡๐€๐ƒ๐ˆ๐“๐Ž๐Š๐€๐๐€ โฃ๏ธ"๐‘ต๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’‰๐’ ๐’๐’†๐’—๐’๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’Œ๐’Š๐’›๐’‚๐’š" โฃ๏ธ
๐™บ๐š˜๐š›๐š’๐š—๐š๐š’๐šŠ๐š—๐šŠ ๐™ธ ๐Ÿท๐Ÿน:๐Ÿพ๐šŠ
โ›ช า“สŸแด า“ษชแด›ษชแด€แด แด€ษดแด€ แด€แดส™แด€แด แด€สœแด€แด…ษชแด›แดแด‹แด€ษดแด€ โ›ช

SALAMA E! Efa tsy ho ela intsony ilay Hetsika !!๐ŸŽถโœจ FIDERANA VITA BACC miaraka amin'ny JAWSBAND โœจ๐ŸŽถ๐™†๐™–๐™ง๐™–๐™ ๐™–๐™ง๐™–๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™Ž๐™š๐™ ๐™ค๐™ก๐™ฎ ๐˜ผ๐™ก...
19/07/2026

SALAMA E! Efa tsy ho ela intsony ilay Hetsika !!

๐ŸŽถโœจ FIDERANA VITA BACC miaraka amin'ny JAWSBAND โœจ๐ŸŽถ

๐™†๐™–๐™ง๐™–๐™ ๐™–๐™ง๐™–๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™Ž๐™š๐™ ๐™ค๐™ก๐™ฎ ๐˜ผ๐™ก๐™–๐™๐™–๐™™๐™ฎ ๐˜ผ๐™ข๐™—๐™–๐™ซ๐™–๐™๐™–๐™™๐™ž๐™ฉ๐™ค๐™ ๐™–๐™ฃ๐™– โค

"Miderร  Azy noho ny asany lehibe; Miderร  Azy araka ny haben'ny voninahiny." (Salamo 150:2)

Fotoana iray tsy tokony ho diso anjara!
Tongava hiara-hidera sy hankalaza an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny hira sy fiderana miaraka amin'ny JAWSBAND.

๐Ÿ“… 26 Jolay
๐Ÿ“ FLM Fitiavana Ambavahaditokana
๐ŸŽŸ๏ธ Billet simple : 5.000 Ar
๐ŸŽซ Invitation : 20.000 Ar

๐Ÿ”ฅ Hira, hafaliana, firaisam-po ary fitahiana no miandry anao.

๐Ÿ‘‰ Asao ny namanao sy ny ankohonanao. Ianao sisa no andrasana!

โ˜Ž๏ธ Filan-kevitra : 034 68 035 57

19/07/2026

ALAHADY FAHA VII MANARAKA NY TRINITE
ALAHADY 19 JOLAY 2026

05/07/2026

Alahady 05 Jolay 2026
โœ๏ธ ALAHADY V MANARAKA TRINITE โœ๏ธ
FLM AMBAVAHADITOKANA ITAOSY
Jaona 1:35-51 โค๏ธโ€๐Ÿ”ฅ

โœจ FANASANA LEHIBE โœจMiarahaba antsika rehetra ao amin'ny Tompo.Fotoana manan-tantara sy feno fitahiana no hiarahan'ny Fia...
07/06/2026

โœจ FANASANA LEHIBE โœจ

Miarahaba antsika rehetra ao amin'ny Tompo.
Fotoana manan-tantara sy feno fitahiana no hiarahan'ny Fiangonana sy ny Sampana eto Ambavahaditokana hankalaza ny:
FANOKANANA NY FIVONDRONANA SAMPANA MAVO & MAITSO.

๐Ÿ“– "Ataovy mpianatra ny firenena rehetra" (Matio 28:19b)

Manasa am-pitiavana antsika rehetra hiaraka hiombom-bavaka sy hiara-mifaly aminay amin'izao dingana lehibe eo amin'ny fiainan'ny fiangonana izao.

๐Ÿ“… Alahady 14 Jona 2026
๐Ÿ•˜ Amin'ny 09 ora maraina
๐Ÿ“ FLM Ambavahaditokana

Tsy fotoam-pivavahana tsotra izao ihany ity, fa fotoana hanamafisana ny firaisankina, hanolorana ny asa sy ny fanompoana eo anatrehan'Andriamanitra ary hankalazana ny fitomboan'ny asa fitoriana eto amin'ny Fiangonana
๐Ÿ”ฅ Tongava maro!
๐Ÿ™ Ianao no andrasana hanampy ny hafalian'izao fotoana manokana izao.
๐Ÿค Aoka isika hiara-hijoro ho vavolombelon'ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny fitahiany.

FLM Ambavahaditokana
"Ny fitiavana tsy ho levona mandrakizay" (I Kor. 13:8a)





๐ŸŽถโœจ FIDERANA VITA BACC miaraka amin'ny JAWSBAND โœจ๐ŸŽถ๐™†๐™–๐™ง๐™–๐™ ๐™–๐™ง๐™–๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™Ž๐™š๐™ ๐™ค๐™ก๐™ฎ ๐˜ผ๐™ก๐™–๐™๐™–๐™™๐™ฎ ๐˜ผ๐™ข๐™—๐™–๐™ซ๐™–๐™๐™–๐™™๐™ž๐™ฉ๐™ค๐™ ๐™–๐™ฃ๐™– โค"Miderร  Azy noho ny asan...
07/06/2026

๐ŸŽถโœจ FIDERANA VITA BACC miaraka amin'ny JAWSBAND โœจ๐ŸŽถ

๐™†๐™–๐™ง๐™–๐™ ๐™–๐™ง๐™–๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™Ž๐™š๐™ ๐™ค๐™ก๐™ฎ ๐˜ผ๐™ก๐™–๐™๐™–๐™™๐™ฎ ๐˜ผ๐™ข๐™—๐™–๐™ซ๐™–๐™๐™–๐™™๐™ž๐™ฉ๐™ค๐™ ๐™–๐™ฃ๐™– โค

"Miderร  Azy noho ny asany lehibe; Miderร  Azy araka ny haben'ny voninahiny." (Salamo 150:2)

Fotoana iray tsy tokony ho diso anjara!
Tongava hiara-hidera sy hankalaza an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny hira sy fiderana miaraka amin'ny JAWSBAND.

๐Ÿ“… 26 Jolay
๐Ÿ“ FLM Fitiavana Ambavahaditokana
๐ŸŽŸ๏ธ Billet simple : 5.000 Ar
๐ŸŽซ Invitation : 20.000 Ar

๐Ÿ”ฅ Hira, hafaliana, firaisam-po ary fitahiana no miandry anao.

๐Ÿ‘‰ Asao ny namanao sy ny ankohonanao. Ianao sisa no andrasana!

โ˜Ž๏ธ Filan-kevitra : 034 68 035 57

โค๏ธโ€๐Ÿ”ฅโค๏ธโ€๐Ÿ”ฅ Faly miarahaba ny Reny Rehetra โค๏ธโ€๐Ÿ”ฅโค๏ธโ€๐Ÿ”ฅ
31/05/2026

โค๏ธโ€๐Ÿ”ฅโค๏ธโ€๐Ÿ”ฅ Faly miarahaba ny Reny Rehetra โค๏ธโ€๐Ÿ”ฅโค๏ธโ€๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ”ฅ ALAHADINโ€™NY PENTEKOSTA ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ“– Toriteny : Jaona 15 : 1-11โ€œIzaho no tena voaloboka, ary ianareo no sampanyโ€ฆโ€ (Jaona 15:5)Mis...
24/05/2026

๐Ÿ”ฅ ALAHADINโ€™NY PENTEKOSTA ๐Ÿ”ฅ
๐Ÿ“– Toriteny : Jaona 15 : 1-11

โ€œIzaho no tena voaloboka, ary ianareo no sampanyโ€ฆโ€ (Jaona 15:5)

Misaotra sy mankalaza anโ€™Andriamanitra isika noho ny fahasoavany lehibe sy ny fitiavany tsy mety lefy, ka nahafahantsika niara-nivory tamim-pifaliana taminโ€™izao Alahadinโ€™ny Pentekosta izao teto aminโ€™ny Fiangonana FLM Ambavahaditokana. Ny Fanahy Masina no manavao sy mampiray ny mino, mampitoetra antsika ao aminโ€™i Kristy Ilay tena voaloboka, mba hahavokatra aminโ€™ny finoana sy ny asa tsara.

Ny Pentekosta dia fahatsiarovana ny nidinanโ€™ny Fanahy Masina taminโ€™ny Apostoly, araka ny teny fikasanโ€™i Jesosy Kristy. Izany Fanahy Masina izany no manatanjaka ny Fiangonana sy mitarika ny mpino hitoetra ao aminโ€™ny Tompo. Mifanaraka aminโ€™ny toriteny ao aminโ€™ny Jaona 15 : 1-11 izany, satria raha mitoetra ao aminโ€™i Kristy isika dia velominโ€™ny fahasoavany sy mamoa be ho voninahitrโ€™Andriamanitra.

Andro feno fitahiana sy fifaliana koa ity satria nisy ny Batisa Masina, Fandraisana Katekomena, ary Konfirmasiona. Midera anโ€™Andriamanitra isika noho ireo nanolo-tena sy nohamafisina tao aminโ€™ny finoana kristiana, ary mivavaka mba hitomboany hatrany aminโ€™ny fahalalana sy fanarahana anโ€™i Jesosy Kristy.

๐Ÿ“ธ Ireto ary ireo sary manamarika sy mampahatsiahy ny fiombonana masina sy ny fahasoavana niainantsika nandritra izao fotoam-pivavahana izao.

๐Ÿ™ Isaorana manokana ireo Kristiana rehetra tonga maro nanatrika sy niombom-bavaka. Homba antsika mandrakariva anie ny fitarihanโ€™ny Fanahy Masina, ka hampiorina antsika hatrany ao aminโ€™i Kristy Jesosy Tompontsika.

โ€œMitoera ato amiko, ary Izaho hitoetra ao aminareo.โ€
โ€” Jaona 15:4 โ€”

โ›ช FLM AMBAVAHADITOKANA

๐ŸŒฟ VELONA JESOSY ๐ŸŒฟFotoananโ€™ny fandresenโ€™i Jesosy Kristy ny fahafatesana, ary loharanonโ€™ny fanantenana vaovao ho anโ€™ny min...
05/04/2026

๐ŸŒฟ VELONA JESOSY ๐ŸŒฟ

Fotoananโ€™ny fandresenโ€™i Jesosy Kristy ny fahafatesana, ary loharanonโ€™ny fanantenana vaovao ho anโ€™ny mino rehetra.

โ€œTsy ato Izy, fa efa nitsangana!โ€ (Lioka 24:6)

Aoka isika hifaly sy hidera anโ€™Andriamanitra, satria ny fitsangananโ€™i Kristy taminโ€™ny maty no manamafy fa velona ny finoantsika, ary efa voavonjy isika aminโ€™ny fahasoavany. Tsy aminโ€™ny herintsika fa aminโ€™ny fahasoavanโ€™Andriamanitra irery ihany no iainantsika izany famonjena izany.

Enga anie izao P***a izao hanavao ny fontsika, hampitombo ny finoantsika, ary hanome hery antsika hifikitra aminโ€™ny Teninโ€™Andriamanitra sy hiaina aminโ€™ny fahamarinana.

Mirary P***a feno fifaliana sy fiadanana ho antsika rehetra!

โ€œFa raha velona Kristy, dia velona koa isika.โ€

๐Ÿ™ Ho anโ€™Andriamanitra irery anie ny voninahitra! ๐Ÿ™

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐…๐‹๐Œ ๐€๐Œ๐๐€๐•๐€๐‡๐€๐ƒ๐ˆ๐“๐Ž๐Š๐€๐๐€ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share