Tafik'i Kristy

Tafik'i Kristy We have a big GOD

18/03/2020
Aza manaiky andevozin'i devoly satana intsony manomboka izao,efa novidian'i JESÔSY tamin'ny ràny ianao.
30/01/2018

Aza manaiky andevozin'i devoly satana intsony manomboka izao,efa novidian'i JESÔSY tamin'ny ràny ianao.

23/01/2018

APOKALYPSY 19/4 "Amen,HaleloYah!"

25/09/2017

"Fa fahasoavana no namonjena anareo@finoana;ary tsy avy aminareo izany,fa fanomezana avy@ Andriamanitra;tsy avy @ asa,fandrao hisy hirehareha" Efes 2:8

31/08/2017

Ny herin'ny Anaran'i Jesosy Jaona 16/23b,maro amitsika no mandalo ady mafy,mety hokivy ianao na koa tena very hevitra tanteraka mety efa nanao izay herinao rehetra ianao na nampiasa ny fahaizanao,tsarovy anefa fa tsy very izany ianao mety heverinao angamba ity teny ity hoe tsy misy dikany,kanefa aza avela handalo fotsiny fa tena ianao mihintsy no iatefan ity teny ity,efa ela ny resy satana sy ny ekipany(rehefa noroahina devoly ity vehivavy bevohoka nofatoran i satana dia niteny ilay fanahy ratsy hoe"miteraha soama tsara aky fa resy izahay a!")raiso JESOSY androany,mila mangataka ianao ary koa mila mino. Mat 7/7,8 Jao 12/44 Rom 10/9

10/08/2017

EFESIANA 2:15 "Fa tao @ nofony no nandravany ny fandrafiana,dia ny lalàna nisy didy natao hotandremana,mba hanakambanany antsika roa tonta ao @ tenany ho olombaovao iray,ka hanaovany fihavanana ".Ahoana no fahazahoanao io teny io?

02/04/2017

Ry rahalahy sy anabavy ao @ Jesosy Kristy Tompo,maro ireo mpaminany sandoka ankehitriny misy @ izy ireny mihintsy ny milaza ny tenany ho "MESIA"mampitandriana antsika anefa ny Baiboly Matio 24:24"Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana,ary raha azo atao,na dia ny olom-biafidy aza dia hofitahiny"noho izany matio 24:4-4"Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe:Mitandrema fandrao hisy hamitaka anareo.Fa maro no ho avy hanao hoe:Izaho no Kristy,ka maro ho voafitany ."

Address

101
Antananarivo
ANTANANARIVO

Telephone

+261328689236

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tafik'i Kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share