SLKM Moria Itaosy Officiel - FPVM

SLKM Moria Itaosy Officiel - FPVM SLKM Anjarasoa Lapan'ny Ray Itaosy

Lundi de Pâques SLKM tany @ FPVM Ambohitravao, Fety sy fideràna ary fialamboly ao ...
06/04/2026

Lundi de Pâques SLKM tany @ FPVM Ambohitravao, Fety sy fideràna ary fialamboly ao ...

Fifampiarahabana nahatratran'ny taona 2026 SLKM Anjarasoa Lapan'ny Ray Itaosy.
15/02/2026

Fifampiarahabana nahatratran'ny taona 2026 SLKM Anjarasoa Lapan'ny Ray Itaosy.

Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra ny SLKM Lapan'ny Ray Itaosy, ho Noely Fanavotana ho antsika anie ity Noely i...
22/12/2025

Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra ny SLKM Lapan'ny Ray Itaosy, ho Noely Fanavotana ho antsika anie ity Noely ity...

Rahampitso ny fotoanantsika @ 6 ora hariva hanatrika ny Krismasin'ny SLKM, mitondra ny lohahevitra hoe: Krismasy Fanavao...
21/12/2025

Rahampitso ny fotoanantsika @ 6 ora hariva hanatrika ny Krismasin'ny SLKM, mitondra ny lohahevitra hoe: Krismasy Fanavaozana sy Fiovàna... Koa tongava maro fa hisy Tombola ihany koa @ io fotoana io... Mirary Krismasy sambatra hoantsika rehetra...
Toerana:FPVM Lapan'ny Ray Itaosy.

Alahadin'ny Mpitandrina Pst Iraka RATOVOSON Martin Mianakavy tao  FPVM Ampitatafika Firaisankina niarahana t@ SLKM Lapan...
14/12/2025

Alahadin'ny Mpitandrina Pst Iraka RATOVOSON Martin Mianakavy tao FPVM Ampitatafika Firaisankina niarahana t@ SLKM Lapan'ny Ray Itaosy...

07/12/2025
SLKM Miray hina /SLKM Mifankatia SLKM Mifanampy À FJKM Tsiafahy Fihavaozana
10/11/2025

SLKM Miray hina /SLKM Mifankatia
SLKM Mifanampy
À FJKM Tsiafahy Fihavaozana

09/11/2025

AMBOARY NY FOKO SLKM niaraka tamin'ny Vokovokomanga sy Rantsana Fanantenana FJKM Tsiafahy Fihavaozana.

Zavapoana avokoa ny adalàna rehetra, ka miverena @ Tomponao Ianao... Fa raha miverina ianao dia horaisiko indray hoy Jes...
09/11/2025

Zavapoana avokoa ny adalàna rehetra, ka miverena @ Tomponao Ianao... Fa raha miverina ianao dia horaisiko indray hoy Jesosy...
FJKM Tsiafahy Fihavaozana.

Fideràna maro loko, ambany fitahian'Andriamanitra...FJKM Morarano Fideràna Ambanidia
02/11/2025

Fideràna maro loko, ambany fitahian'Andriamanitra...
FJKM Morarano Fideràna Ambanidia

Ho antsika rehetra ety  Tsiafahy Fihavaozana sy ny manodidina, anjaranareo izao... ☺️😊🎉
25/10/2025

Ho antsika rehetra ety Tsiafahy Fihavaozana sy ny manodidina, anjaranareo izao... ☺️😊🎉

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SLKM Moria Itaosy Officiel - FPVM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share