Jesosy Mamonjy Ankatso/Ambolokandrina

Jesosy Mamonjy Ankatso/Ambolokandrina Pejy natao hizarana tenin'Andriamanitra sy toriteny mivantana avy eto amin'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Antsahamamy-Ambolokandrina, Antananarivo

09/08/2026

Fivoriana maraina
14/06/2026

26/07/2026

✨️FIVORIANA ALAHADY MARAINA
FIANGONANA JESOSY MAMONJY ANTSAHAMAMY

🎉🎊 Fankalazana ny Fetin’ny Ray 🎊🎉Fiarahabana ny Mpitandrina Pasteur Randria teto amin'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Ankat...
21/06/2026

🎉🎊 Fankalazana ny Fetin’ny Ray 🎊🎉
Fiarahabana ny Mpitandrina Pasteur Randria teto amin'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Ankatso/Ambolokandrina
Mirary fahasalamana lavorary, faharetam-piainana ary fitahiana be dia be ho anareo ray rehetra ihany koa. Enga anie Andriamanitra hanome fahendrena sy hitarika anareo mandrakariva amin’ny andraikitra masina sahaninareo eo anivon’ny fianakaviana sy ny fiaraha-monina.

🎉💖 Tratry ny Fetin’ny Ray! 💖🎉

🙏 Ho tahin’Andriamanitra mandrakariva anie ianareo rehetra.

03/06/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Julda Nomenjanahary, Zoky Safidy Fotsiny, Andriamamonjisoa Maminirina, Lalaina Fanomezantsoa

Fankalazana ny fetin'ny reny 🎉🎉Fiarahabana ny reny mpiahy Envenjelistra teto amin'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Ankatso/A...
31/05/2026

Fankalazana ny fetin'ny reny 🎉🎉
Fiarahabana ny reny mpiahy Envenjelistra teto amin'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Ankatso/Ambolokandrina
Ary maniry sy mirary soa ny reny rehetra koa izahay mba ho salama sy ho ela velona ary Andriamanitra anie hano-tsaina anareo 🎉🎊😍

Ho tahin'Andriamanitra daholo 🙏

Misaotra an' iJesosy fa vita ny fankalazana faha-9 taona ny nahavitana ny Fiangonana JESOSY MAMONJY ANTSAHAMAMY, ho an'i...
01/05/2026

Misaotra an' iJesosy fa vita ny fankalazana faha-9 taona ny nahavitana ny Fiangonana JESOSY MAMONJY ANTSAHAMAMY, ho an'i JESOSY IRERY IHANY NY VONINAHITRA 🙏🙏🙏❤️

29/04/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Miadamanjaka Lantonirina, Julda Nomenjanahary, Zoky Safidy Fotsiny, Andriamamonjisoa Maminirina, Lalaina Fanomezantsoa, Elisa Ne, Manalisoa Rasoarimanantena, Nomena'Soa Omega, Patty Ricia

RAKI-TSARY Alahady 19 Aprily 2026  🎁FIZARANA VALISOA  HO AN''NY SEKOLY ALAHADY 🎁
21/04/2026

RAKI-TSARY Alahady 19 Aprily 2026

🎁FIZARANA VALISOA HO AN''NY SEKOLY ALAHADY 🎁

🎁FIZARANA VALISOA HO AN'NY SEKOLY ALAHADY🎁Alahady 1️⃣9️⃣ Aprily 2026🔴MARAINA 9H30:         📌Vavaka          📌Toriteny🔴HA...
13/04/2026

🎁FIZARANA VALISOA HO AN'NY SEKOLY ALAHADY🎁

Alahady 1️⃣9️⃣ Aprily 2026

🔴MARAINA 9H30:
📌Vavaka
📌Toriteny
🔴HARIVA 13H30
📌 Hira Fiderana
📌Fizarana Valisoa

✅Afaka arahinao mivantana eto amin'ny pejy ihany koa.

TONGAVA MARO❗️❗️



Address

LOT VS 47 BIS Ambolokandrina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jesosy Mamonjy Ankatso/Ambolokandrina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share