29/08/2026
Fotoana anio teto fivavahana vahao ny oloko Amboatavo Itaosy ✨🕊️
Voninahitra ho an'i Jesosy irery ihany,
Ankizy manodidina ny 200 mahery nozaraina fitaovam-pianarana ho fifampitsinjovana sy firaisankiana ao ✨🕊️
Mitohy ny fotoana hoavy izao ✨🕊️💖