AME Paroasy Trinité Masina Mangasoavina

AME Paroasy Trinité Masina Mangasoavina Md Callixte : "Inty aho, iraho aho" Izaia 6,8b
Pejy ofisialin'ny Mpiservy Mangasoavina, Diosezin'Antananarivo

📢 FAMPATSIAHIVANA O 📢 ♦️ Alakamisy 6 Aogositra : Anjarantsika Ankohonana Mpiservy no manao ny fanentanana sy ny raharaha...
03/08/2026

📢 FAMPATSIAHIVANA O 📢

♦️ Alakamisy 6 Aogositra : Anjarantsika Ankohonana Mpiservy no manao ny fanentanana sy ny raharaha rehetra mandritra ny Konfesy.

♦️ Zoma 7 Aogositra : isika eto amin’ny EKAR Paroasy Trinité Masina Mangasoavina no mandray ny zoma voalohany hiarahan'ny Distrikan'i Mangasoavina.

Entanina hatrany ny Mpikatroka , ireo Mpandrindra, ary koa, ireo Ray aman-dReny ho avy amin'ireo fotoana roa ireo.

27/07/2026
Miarahaba antsika ! Hisaorana ireo mpikatroka sy ny mpandrindra, tonga nanatrika ny conférence en développement personne...
27/07/2026

Miarahaba antsika !
Hisaorana ireo mpikatroka sy ny mpandrindra, tonga nanatrika ny conférence en développement personnel, izay nokarakarain' ny TAFIKA, omaly alahady, tao amin’ny EKAR Paroasy Trinité Masina Mangasoavina.

Faly miarahaba antsika rehetra ! Asaina ny mpikatroka mihaotra ny 14 taona rehetra ho avy hanatrika ny  conférence karak...
23/07/2026

Faly miarahaba antsika rehetra !
Asaina ny mpikatroka mihaotra ny 14 taona rehetra ho avy hanatrika ny conférence karakarain' ny TA. FI. KA eto amin’ny Paroasy, amin’ny Alahady ho avy izao amin’ny 2 ora sy sasany hariva ka hatramin' ny 4 ora hariva.
Zava-dehibe ho antsika Tanora ny lohahevitra ho fakafakaina amin’io conférence io koa manantena ny fahatongavantsika e !

Address

Paroasy Trinité Masina Mangasoavina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AME Paroasy Trinité Masina Mangasoavina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share