EEM Santa Laurent - Mahatsindry

EEM Santa Laurent - Mahatsindry Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EEM Santa Laurent - Mahatsindry, Religious Center, Mahatsindry/Commune Imerimandroso, Antananarivo.

"... Tsy hafa ity fa tranon'Andriamanitra sy vavahadin'ny lanitra" Genesisy 28 :17b"... Fiangonan'Andriamanitra velona, ...
07/09/2023

"... Tsy hafa ity fa tranon'Andriamanitra sy vavahadin'ny lanitra" Genesisy 28 :17b
"... Fiangonan'Andriamanitra velona, sady andry fiorenan'ny fahamarinana" I Timoty 3:15b
Ny presbitera sy ny komity ary ny fiangonana dia faly manasa anareo amin'ny FITOKANANA FIANGONANA ANGLIKANA eto Mahatsindry ny Alahady 17 Septembre 2023, hanomboka am in' ny 9:00 Ora maraina ny fotoana eo ambany fitarihan'i RANARIVELO Samoela Jaona, Evekan'ny Diosesy Antananarivo.
Zava-dehibe ny fitondrana ambavaka, misaotra sahady amin'ny fanatrehanareo.
Révérend Emira ANDRIAMANEHO (032 56 297 83)

16/08/2023

Misoatra an’Anriamanitra fa tontonsa soa ny fetin’ny taranaka tamin’ny 14/08/23 . Hisaorana ihany koa ny hezaka vita tao ary manantena ny hitohizan'izany amin'ny fanatanterahana ny famaranana ny fanamboarana ny fiangonan-tsika .

Address

Mahatsindry/Commune Imerimandroso
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EEM Santa Laurent - Mahatsindry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share