Assemblée de Dieu ilafy Ebenezera

Assemblée de Dieu ilafy Ebenezera Endroit ou vous pouvez sentir la présence de Dieu et écoutez sa parole tous les jours.

04/06/2025
Ehhhhhhj !!!! ie , ianao io mihitsy !!!!! Eny oa ianao mamaky io mihitsy ....Tongava amin'ny alahady ... amin'ny 2 Ora t...
28/03/2025

Ehhhhhhj !!!! ie , ianao io mihitsy !!!!!

Eny oa ianao mamaky io mihitsy ....

Tongava amin'ny alahady ... amin'ny 2 Ora tolakandro... toerana Add ilafy ....

Zao dia efa amboary ny programme anao Alahady ahafahana mihira ny hira Krismasy Rehetra iarahana Amin’ny Chorale YCC . T...
27/11/2024

Zao dia efa amboary ny programme anao

Alahady ahafahana mihira ny hira Krismasy Rehetra
iarahana Amin’ny Chorale YCC . Tongava maro

‭Hebreo‬ ‭8:12‬ [12] Fa hamindra fo amin'ny tsi-fahamarinany Aho, Ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany" (Jer. 31. 31-...
11/01/2024

‭Hebreo‬ ‭8:12‬
[12] Fa hamindra fo amin'ny tsi-fahamarinany Aho, Ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany" (Jer. 31. 31-34).

01/01/2024

Deraina ny Tompo fa vita soa indray ny taona 2023 , Nofaranana tamin'ny fiderana sy fankalazana Ary tenin'Andriamanitra
📝📝📝📃📃 Genesisy 15:1 TSY MISY MAHASAKANA NY PLANINA EFA NOMAN'ANDRIAMANITRA HO EO AMIN'NY FIAINANAO IZANY.
TAONA hitondra fahasoavana ho anao ity Taona ity.
Ho Tanteraka aminao ny planin'Andriamanitra .

Fety niarahana tamin'ny Ankizy androany , tena Feno fifaliana ny rehetra . Nizara ho sokajy Telo izh ireoNy Groupe 1 kel...
25/12/2023

Fety niarahana tamin'ny Ankizy androany , tena Feno fifaliana ny rehetra .
Nizara ho sokajy Telo izh ireo
Ny Groupe 1 kely indrindra
Ny Groupe 2 salatsalany
Ny Groupe 3 ireo zokiny.

Fotoana iray tena miavaka sy hafinaritra ity fotoana ity .... Faritra ankadikely ilafy sy ny manodidina Manasa anao izah...
13/12/2023

Fotoana iray tena miavaka sy hafinaritra ity fotoana ity .... Faritra ankadikely ilafy sy ny manodidina Manasa anao izahay.
Alakamisy 21 Decembre amin'ny 5h30 tsy diso!!! Tongava Maro e.

Address

Ilafy Ankadikely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 05:00 - 06:30
Tuesday 05:00 - 06:30
16:00 - 19:00
Wednesday 05:00 - 06:30
Thursday 05:00 - 06:30
10:00 - 13:00
Friday 05:00 - 06:30
16:00 - 19:00
Sunday 08:00 - 11:00
14:00 - 16:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Assemblée de Dieu ilafy Ebenezera posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Assemblée de Dieu ilafy Ebenezera:

Share