Assemblée de Dieu Ambatolampy Tsimahafotsy . Ambodifasina

Assemblée de Dieu Ambatolampy Tsimahafotsy . Ambodifasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Assemblée de Dieu Ambatolampy Tsimahafotsy . Ambodifasina, Christian church, Ambatolampy tsimahafotsy, Antananarivo.

FIDERANA MAFANA 🔥VITA BACC🔥Hiarahana amin'i PETERA ASK'AGNY sy ny TANORA MODELY 🗓️ Alahady ho avy izao 26 Juillet 🕑 mano...
22/07/2026

FIDERANA MAFANA 🔥VITA BACC🔥
Hiarahana amin'i PETERA ASK'AGNY sy ny TANORA MODELY

🗓️ Alahady ho avy izao 26 Juillet
🕑 manomboka @ 2 ora
📍Toerana ASSEMBLÉE DE DIEU AVARAJOZORO

Oento daholo ny namana fa TSY MISY NY VIDIM-PIDIRANA ‼️

Tia Anao Jesosy ❤️🙏

Fiderana nahafinaritra niaraka tamin'ny Groupe TIANA SY SOLANGE Isaorana Jesosy fa maro ny olona nanolon-tena Voninahitr...
21/07/2026

Fiderana nahafinaritra niaraka tamin'ny Groupe TIANA SY SOLANGE
Isaorana Jesosy fa maro ny olona nanolon-tena
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ❤️🙏

Ny fiangonana Assemblée de Dieu Ambatolampy Tsimahafotsy dia mirary fionona feno ho an'ny ankohonan'i Pasteur Gabrielson...
17/07/2026

Ny fiangonana Assemblée de Dieu Ambatolampy Tsimahafotsy dia mirary fionona feno ho an'ny ankohonan'i Pasteur Gabrielson sy ny fianakaviany ary ny fiangonana izay tandremany .

2 Tim 4 : 7

Fotoana iray hanasanay anao hiarahina amin'ny GROUPE TIANA sy SOLANGE  🗓️ Alahady ho avy izao 19JUILLET 🕑 2 ora tolak'an...
14/07/2026

Fotoana iray hanasanay anao hiarahina amin'ny GROUPE TIANA sy SOLANGE
🗓️ Alahady ho avy izao 19JUILLET
🕑 2 ora tolak'andro

TONGAVA MARO FA TSY MISY VIDIM-PIDIRANA 🙏

Fintina an-tsary fitoriana filazantsara niarahina tamin'ny GROUPE MAMITIANA 🔥Hisaorana Jesosy fa maro ny olona nanolon-t...
06/07/2026

Fintina an-tsary fitoriana filazantsara niarahina tamin'ny GROUPE MAMITIANA 🔥

Hisaorana Jesosy fa maro ny olona nanolon-tena ❤️
Misaotra ny sampana vehivavy mendrika nikarakara


Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa vita soa ny androany Misaotra ny Pasteur Herman Metz ihany ko nitondra ny hafatra an...
05/07/2026

Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa vita soa ny androany
Misaotra ny Pasteur Herman Metz ihany ko nitondra ny hafatra androany tena nahazo lesona tsara ny fiangonana androany


Jaona14:1_3 Jesosy tenany no nampanantena fa ho avy Izy 🙏🙏🙏
Ireo fihomanana 5 tokony atao
✅1:mibebaka fa efa akaiky ny fanjakan'ny Lanitra(matio3:2)
✅2:mila manana firaisana tsara @ Jesosy(Jaona15:2)
✅3:mihavana @ olona rehetra
✅4:miaina sy manam-pahamasinana(Hebreo12:14)
✅5:miorina tsara tsy miova(1Korintiana 15:58)

Arabaina daholo tratry ny Asaramanitra e 🎉🎊💃
26/06/2026

Arabaina daholo tratry ny Asaramanitra e 🎉🎊💃

Fifaliana ho anay ny manasanao ho tonga  hetsika lehibe fitoriana filazantsara ity,maimaimpoana io an tsy misy vidimpidi...
25/06/2026

Fifaliana ho anay ny manasanao ho tonga hetsika lehibe fitoriana filazantsara ity,maimaimpoana io an tsy misy vidimpidirana
izay 50 tonga voalohany de hahazo fanomezana manokana 🙏🙏🙏

wow mahafinaritra foana miaraka @ ankizy ,fitoriana filazantsara ho azy reo sy fizarana arendrina androany alahady hariv...
21/06/2026

wow mahafinaritra foana miaraka @ ankizy ,fitoriana filazantsara ho azy reo sy fizarana arendrina androany alahady hariva🇲🇬🇲🇬💃🎊🎉
Dia samy ho tratry ny asaramanitra daholo eeee

fotoana tena nahafinaritra ny anio maraina feno hery sy fanatrehan'Andriamanitra 🙏🙏🙏
21/06/2026

fotoana tena nahafinaritra ny anio maraina feno hery sy fanatrehan'Andriamanitra 🙏🙏🙏

Address

Ambatolampy Tsimahafotsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Assemblée de Dieu Ambatolampy Tsimahafotsy . Ambodifasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share