Le coeur de DIEU

Le coeur de DIEU Ampy ho anao ny fahasoavako

Vondrombavaka eo ambany Fanatrehan’Andriamanitra.Tongava fa manana ny toeranao ianao. Misokatra ho an’ny rehetra ny foto...
05/02/2026

Vondrombavaka eo ambany Fanatrehan’Andriamanitra.
Tongava fa manana ny toeranao ianao. Misokatra ho an’ny rehetra ny fotoana πŸ”₯πŸ’•

Voninahitra ho an’Jesosy hatrany ❀️‍πŸ”₯

02/02/2026

Tongava fa hahazo Hery ianao eo amin’ny Fanatrehany πŸ”₯❀️

21/01/2026

❀️Tia anao Jesosy ❀️

Amin’ny fo feno hetaheta no hanasanay ekipa rehetra ao amin’ny # anao ho tonga hiaraka hiankohoka aminay.
Mety hoe mbola vaovao aminao ihany izany hoe Fanatrehany izany…Koa manasa anao izahay fa ho tsapanao izany satria Fanahy Masina no mitarika sy Tompon’ny fotoana rehetra mandritra ny fotoanaπŸ”₯

Tongava maro fa faly sy vonona ny handray anao izahayπŸ’•

Salamo 100:4
Β« Avia ho eo ambavahadiny amim-piderana, sy eo an-kianjany amim-pihirana; ankalazao izy, isaory ny anarany. Β»

@

Manasa anao hiaraka aminay πŸ™πŸ½πŸ‘‡πŸ½
18/12/2025

Manasa anao hiaraka aminay πŸ™πŸ½πŸ‘‡πŸ½

𝐄𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐀𝐨𝐚, 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐬𝐨𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐨 𝐧𝐨 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐑𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐑𝐒𝐚𝐒𝐧𝐚𝐀𝐨, 𝐝𝐒𝐚 𝐑𝐒𝐭𝐨𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨𝐧'𝐒 π‰πžπ‘π¨π―...
13/11/2025

𝐄𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐀𝐨𝐚, 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐬𝐨𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐨 𝐧𝐨 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐑𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐑𝐒𝐚𝐒𝐧𝐚𝐀𝐨, 𝐝𝐒𝐚 𝐑𝐒𝐭𝐨𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨𝐧'𝐒 π‰πžπ‘π¨π―πšπ‘ 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 π₯𝐚𝐯𝐚 𝐚𝐑𝐨. β€” π’πšπ₯𝐚𝐦𝐨 23 : 6

Tsy misy anaram-piangonana  na toerana na anarana Pasitera mahavonjy anao. Tokana ihany Ilay anarana mahavonjy anao dia ...
07/11/2025

Tsy misy anaram-piangonana na toerana na anarana Pasitera mahavonjy anao. Tokana ihany Ilay anarana mahavonjy anao dia i JESOSY izany. Andao hiaraka hivory amin'ny Anarany dia Izy tokoa no ho eo afovoantsika.

π…πš 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐒𝐬𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐟𝐚 πšπ¦π›πšπ§π’π§'𝐧𝐲 π₯𝐚𝐧𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐨𝐦𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐑𝐚𝐑𝐚𝐳𝐨𝐚𝐧𝐭𝐬𝐒𝐀𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐧𝐣𝐞𝐧𝐚. β€” π€π¬πšπ§'𝐧𝐲 𝐀𝐩𝐨𝐬𝐭𝐨π₯𝐲 4 : 12

π…πš π€π§ππ«π’πšπ¦πšπ§π’π­π«πš 𝐭𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐧𝐒𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐧𝐲 π™πšπ§πšπ€πš 𝐑𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐒𝐳𝐚𝐨 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨π₯𝐨 𝐒𝐳𝐚𝐨 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐦𝐞π₯𝐨𝐀𝐚 𝐒𝐳𝐚𝐨 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨π₯𝐨 𝐒𝐳𝐚𝐨, 𝐟𝐚 π¦π›πš 𝐑𝐚𝐦𝐨𝐧𝐣𝐞𝐧𝐲 𝐒𝐳𝐚𝐨 𝐭𝐨...
05/11/2025

π…πš π€π§ππ«π’πšπ¦πšπ§π’π­π«πš 𝐭𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐧𝐒𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐧𝐲 π™πšπ§πšπ€πš 𝐑𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐒𝐳𝐚𝐨 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨π₯𝐨 𝐒𝐳𝐚𝐨 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐦𝐞π₯𝐨𝐀𝐚 𝐒𝐳𝐚𝐨 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨π₯𝐨 𝐒𝐳𝐚𝐨, 𝐟𝐚 π¦π›πš 𝐑𝐚𝐦𝐨𝐧𝐣𝐞𝐧𝐲 𝐒𝐳𝐚𝐨 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨π₯𝐨 𝐒𝐳𝐚𝐨. β€” π‰πšπ¨π§πš 3 : 17

Raha i JESOSY izay nanan-jo ny hitsara satria tsy nanan-tsiny Izy na dia kely aza no nisafidy ny tsy hanameloka fa ny hamonjy, iza moa izaho sy ianao no sahy hitsara ny hafa? Andao koa isika hisafidy ny hamonjy sy hamela fa tsy hitsara.

π…πš 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐒𝐚𝐧𝐚𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐑𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚𝐫𝐞𝐨, 𝐫𝐲 𝐫𝐚𝐑𝐚π₯𝐚𝐑𝐲, 𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐦𝐨𝐝𝐒-𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲, π¦π›πš 𝐭𝐬𝐲 𝐑𝐚𝐑𝐚π₯𝐚𝐑𝐞π₯𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐭𝐚𝐑𝐚𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐒𝐳𝐚𝐲...
02/11/2025

π…πš 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐒𝐚𝐧𝐚𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐑𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚𝐫𝐞𝐨, 𝐫𝐲 𝐫𝐚𝐑𝐚π₯𝐚𝐑𝐲, 𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐦𝐨𝐝𝐒-𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲, π¦π›πš 𝐭𝐬𝐲 𝐑𝐚𝐑𝐚π₯𝐚𝐑𝐞π₯𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐭𝐚𝐑𝐚𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚. β€” 𝐈 π“πžπ¬πšπ₯𝐨𝐧𝐒𝐚𝐧𝐚 4 : 13

𝐈𝐳𝐚𝐲 𝐦𝐒𝐧𝐨 𝐀𝐑𝐲, 𝐧𝐚 𝐝𝐒𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐲 𝐚𝐳𝐚, 𝐝𝐒𝐚 𝐑𝐨 𝐯𝐞π₯𝐨𝐧𝐚 𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲. β€” π‰πšπ¨π§πš 11 : 25

𝐓𝐬𝐲 π€π§ππ«π’πšπ¦πšπ§π’π­π«π² 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐭𝐲 𝐈𝐳𝐲, 𝐟𝐚 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐞π₯𝐨𝐧𝐚; 𝐀𝐨𝐚 𝐝𝐒𝐬𝐨 𝐒𝐧𝐝𝐫𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨. β€” 𝐌𝐚𝐫𝐀𝐚 12 : 27

Ianao izay te ho lasa mpiasam-panjakana dia ny fanjakan'ANDRIAMANITRA izany, mbola manao recrutement ny TOMPO:𝐁𝐞 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐀𝐚...
29/10/2025

Ianao izay te ho lasa mpiasam-panjakana dia ny fanjakan'ANDRIAMANITRA izany, mbola manao recrutement ny TOMPO:

𝐁𝐞 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐀𝐚𝐭𝐫𝐚, 𝐟𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐚𝐬𝐚 𝐧𝐨 𝐯𝐒𝐭𝐬𝐲; 𝐀𝐨𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐒𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚𝐭𝐚𝐑𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐦𝐩𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐀𝐚𝐭𝐫𝐚 π¦π›πš 𝐑𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐞𝐑𝐚𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐚𝐬𝐚 𝐑𝐚𝐦𝐨𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐀𝐚𝐭𝐫𝐚. β€” 𝐌𝐚𝐭𝐒𝐨 9 : 38

Sambatra ny olona mamela ny fanatrehan'ANDRIAMANITRA hiditra amin'ny fiainany.𝐀𝐫𝐲 𝐧𝐒𝐩𝐞𝐭𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐭𝐞π₯𝐨 𝐯𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨𝐧'𝐒 ...
24/10/2025

Sambatra ny olona mamela ny fanatrehan'ANDRIAMANITRA hiditra amin'ny fiainany.

𝐀𝐫𝐲 𝐧𝐒𝐩𝐞𝐭𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐭𝐞π₯𝐨 𝐯𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨𝐧'𝐒 πŽπ›πžπ-𝐞𝐝𝐨𝐦𝐚 π†πšπ­π’π­πš 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐚𝐫𝐚𝐧'𝐒 π‰πžπ‘π¨π―πšπ‘; 𝐀𝐚 𝐝𝐒𝐚 𝐧𝐨𝐭𝐚𝐑𝐒𝐧'𝐒 π‰πžπ‘π¨π―πšπ‘ πŽπ›πžπ-𝐞𝐝𝐨𝐦𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐀𝐨𝐑𝐨𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚. β€” 𝐈𝐈 π’πšπ¦π¨πžπ₯𝐚 6 : 11

Tsara ny TOMPO.
20/09/2025

Tsara ny TOMPO.

Sakaizan'iza ianao?
19/09/2025

Sakaizan'iza ianao?

Address

Ivato
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le coeur de DIEU posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Le coeur de DIEU:

Share